kofa mitondra daba
21. fijo
(
10/05/2004 21:37)
asa aloha fa ny ahy ny sipa no tiako fa tsy ny dabany e.fa raha sady manja no tsara fiara koa lasa e.
22. delvechio
(
11/05/2004 04:04)
lelike d aona zany ra 2CV iany no mba takatra le! tsy misy mpitia v?
hahaha
ary ra kitena v d mbola tsy lasa iany?
hahaha
ary ra kitena v d mbola tsy lasa iany?
23. betty
(
11/05/2004 07:58)
mumu> hihihi aleo zah manitsaka frein de njy mamily volant :)
de maka joba @ reo manolo pneu raha tou ka vaky hihihi
de maka joba @ reo manolo pneu raha tou ka vaky hihihi
24. mumu
(
11/05/2004 08:10)
ramaso: ka efa we mahay manao mekanika, tafiditra ao ny manolo pneu sns... kou innn no ogaogainao tsara!
betty: ie zany mintsy hihihi
betty: ie zany mintsy hihihi
25. betty
(
11/05/2004 09:06)
ramaso > enao mintss zao no tadiavinay raha vaky le pneu :)
aiza mou enao io le mipetraka? :p
aiza mou enao io le mipetraka? :p
28. mumu
(
12/05/2004 07:13)
ramaso: otrany itako ny masonao mivoutirika be ny vava misanasana mijery ana mitsongolika klé ,aza mba ba....iany wa hihihi eeiiissyyyeee!!
29. betty
(
12/05/2004 07:54)
ary ramaso ary sô de tsy mahay mekanika klé :p, mody mba ny sipa no adalainy eo:)
33. pitchou
(
13/05/2004 15:39)
mumu kosa! sahirana mafy hianatra mekanika eo i ramaso fa ataovy ihany!
35. betty
(
14/05/2004 11:09)
rehefa tsy mahay mecanique ramaso de ataotsika cale rehefa manolo pneu ry mumu ah :)
40. chipie1
(
14/05/2004 17:52)
ramaso: aôna mou no alalanao we tsy sarimbavy, sa efa ...teo ampisotrona kafé ve ????