tantara tsy adino

1. lema ( 05/05/2004 11:58)
azonao tantarain ve ny fomba nahazakanao ny sipanao (grand A)izay tsy adinonao de ahona ny fomba nanekeny
2. aladin ( 05/05/2004 13:43)
nenah an ny iray tamin'izy ire ihany no tantaraiko.de ilay tiako indrindra:
nanomana projet de natao par groupe ka de tsy maintsynankany @ny tranon'ilay bandy mpiar nibôsy isan'andro.De izy an mpiray tanana tao.De hoy aho t@ le bandy hoe mba présenté-o amiko oa iny sipa iny.de nanomboka teo.De nasainy nitady tononkira iray izay aho ho azy.Tononkira mitory fitia izy io de nampiarahako tamin'iny fitoriana fitiavana.Efa akaiky kou mou ny anniversaire-ny t@'zay.De t@io aniversaire io an de nampiako oroka iray teo ampovoany le biz 3 teo @ takolaka.De 'zay!vitaaaaaaa!
3. jhouhlambout ( 05/05/2004 17:49)
vitaaaaaaa! hm?
4. fijo ( 05/05/2004 23:24)
dia nisaraka sahady ve le?ih,ih,ih,
5. lema ( 06/05/2004 15:06)
inona no vita vatanareo ve le sipa?hhhmmmm tena kanto zany tantara zany
6. aladin ( 06/05/2004 19:24)
fa nampalahelo be avy eo fa ilay tononkira miaraka @fitoriana fitia io no tratran'ny bain'ndry zareo de nosarahany ankitsirano izahay nefa tsy ampy iray volana koury.de vitaaaaaaa.hihihiAry nen'lisany telo mi-tsam reo?
7. ikaretsaka ( 06/05/2004 21:50)
tay be indray izany bainina mampisaraka iznay.. mineure angaha ilay sipa sa ialahy no 7 eme augmente dia tsy nety t@ ny tadin-dokangany llke
8. fijo ( 06/05/2004 22:02)
tay be marina koa letsy izany bainina izany le.sarotra rafozanina izany.
9. lema ( 07/05/2004 14:55)
aza mba sendrany ihany
10. jhouhlambout ( 07/05/2004 15:52)
ié tay be mihintsy
11. nananie ( 07/05/2004 16:18)
ary aiza ny tantara sasany fa zay efa liana e?!hihihi
12. lanto ( 07/05/2004 16:57)
i lema be fanontaniana io mba tantarao aloha ny anao e ! mino mihitsy aho fa misy tantara manja be any fa aza mampifila e !
13. aladin ( 09/05/2004 14:16)
ie! izy lou tsy ampy taona e!mbola 16 taona!de 'zah 18.
14. lema ( 10/05/2004 13:57)
lanto:néna mbola tsy nisy grand A zany
15. pitchou ( 10/05/2004 17:06)
tsy maninona fa tantarao d ataovy majuscule daholo
16. jhouhlambout ( 10/05/2004 17:52)
pfff...
17. fijo ( 10/05/2004 22:14)
aiza koa ny hafa e.
18. lema ( 11/05/2004 13:35)
miandry zay ry pitchou a!
19. pitchou ( 11/05/2004 17:23)
tantarao aloha ny an'i lema fa i lema no nampidi-dresaka ko!
20. jhouhlambout ( 11/05/2004 18:18)
ié alefaso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4004