tantara tsy adino
61. fijo
(
24/05/2004 23:16)
ka efa hoe i fijo mbola virja ko inona no tantarainy anareo eo,fa dia miandry an'i pitchou e
64. xxx
(
25/05/2004 11:13)
ataovy tena tantara ranga fa aza mamorina ny tsy misy an!
ny any sasany zany d hita fa mamorona fotsiny!!
fa ataovy tantara marina!!
ny any sasany zany d hita fa mamorona fotsiny!!
fa ataovy tantara marina!!
65. mumu
(
25/05/2004 11:55)
chipie1 ie zany hono fa za tsy de mihino laotra!!
alefaso ary nen'io xxxxx io!!
ahoana kou no hafantaranao fa mamorona ny sasany fa enao nga mpaminany klé???
alefaso ary nen'io xxxxx io!!
ahoana kou no hafantaranao fa mamorona ny sasany fa enao nga mpaminany klé???
66. ari.malala
(
25/05/2004 12:15)
Voa mafy kosa i lema ko! nampalahelo! enao zany no tratran'ilay hoe tara e, tara loatra ê, ny fitiavanao ahy!
67. lema
(
25/05/2004 13:12)
tsy hoe zany fa le sipa anie tsy dé reveko fa mba nampirevy fotsiny ah t@iny e!
74. ari.malala
(
28/05/2004 09:11)
fa ahoana alo no hoe ana zao ê! ireo hafa ireo mbola be dia be no tsy nilaza ko!
76. nyna
(
28/05/2004 16:32)
tsy sahy mitantara ve nareo fa menatra sa hoe dia tena tsy misy tantaraina e! tsy azoko! mba tsy ilay tambatambazina ireny intsony kosa angamba e!
77. mumu
(
29/05/2004 12:26)
ka ilay tantara aza mbola mitohy kou... inona no tantaraiko eo???
any i fijo zao!!
any i fijo zao!!
78. fijo
(
31/05/2004 21:35)
ka raha tsy mahita tantaraina i mumu inona no lazaiko eo?
sa hanaovako angano ianareo?
sa hanaovako angano ianareo?
79. yonikafopl
(
31/05/2004 22:25)
ka tantarao le an'i fijo sy mumu na dia mbola mitohy aza e! @ izay de mba mamaky tantara foana zahay eto @ serasera e!