tantara tsy adino

81. ari.malala ( 01/06/2004 13:52)
ka i nyna s'i lema be fanontaniana ireo mintsy alo no aoka hitantara ê!
82. nyna ( 01/06/2004 13:56)
ari.malala> taraiky be eeeennnnaaaao! za efa nitantara! ary enao ka?
83. fijo ( 02/06/2004 00:24)
yonik a,ny atao hoe tantara an dia zavatra efa lasa na vita.fa raha mbola tsy vita an tsy mbola tantara.dia tsimety izany ilay izy.ih,ih,ih
84. ikaretsaka ( 02/06/2004 04:16)
hay misy film fijo sy mumu izao... ary tara indray aho kle... tantarao le
85. ari.malala ( 02/06/2004 11:04)
hay v r'i nyna! taraiky beee marina aho zany! ao ary fa hitantara aho ê!

tany amina mariazy d le vhv cousine an'i papanay, d ny zandrin'ny vadin'io cousine an'i papany io efa nijerijery ana fôna fa tonton anay no sonorisateur d za nanaraka anazy fa nanao serveuse. D za koa zany mba nangala -pijery anazy fôna, d t@ nanomboka ny sakafo, d nasaina ni servir lasary voatabia d hoz' le zalahy "tandremo aky r'imalala sao tsy ampy an!" d hozy 'a tsy taitra "eny aky r'i lala â!" d niaraka... nandritra ny 3 taona, nifankatia tsisy toa anay sady fitiavana nadio fa saingy tsy mbola anjara angamba dia eeeeeeeeeeeeeee! nisaraka ê!
86. ari.malala ( 02/06/2004 11:05)
afa-po @ zay nareo fa efa nitantara aho zay an! ny hafa indray zao!
87. tenio ( 02/06/2004 11:52)
Za koa ary zany mba hitatara e!
88. fijo ( 02/06/2004 21:49)
ika>mbola tsy film letsy fa ialahy ko.vao manoratra ilay tantara izao.titra m&m;mpandray anjara,eo isika izao.mbola mitady mpilalao lahy sy vavy.
89. ari.malala ( 03/06/2004 14:18)
aiza daôly @ zay le nampirisika ana teo fa efa io nitantara io a ê!
90. fijo ( 03/06/2004 21:29)
lazao daholo aloha ny anarany ry malala dia hiseo izy an.
91. mumu ( 03/06/2004 21:41)
ikaretsaka taiza kou enao nahita tantara an'ny fijo sy mumu!!

sao de mbola tsy taitra tsara ary io ikaretsaka io mbola manofy!!

92. lema ( 04/06/2004 11:54)
ary tena tantara mampalahelo daholo ny ankabetsahany an!!!
fa na mbola tsy vita aza anie lé film dé efa azo tantaraina ny zavatra efa niseho e!
93. ravatorano ( 05/06/2004 12:16)
Mbola nibosy teny amin ny lycée tamin 'io>Tsy iray kilasy izahay fa izy TA d zà TD.Maro izahay no mpinamana miara mody ary an isan izany ilay ho tantaraiko ity.
Misy telo vavy ry zareo no eo anoloanay foana ary izahay roalahy.
De mifanala e , manala lalana ! Hay moa ity fifanlana ity nisy nitondra tany ampony tany.
Asa afaka telo volana dia niova ny pozinay rehefa mody tsy nifanao aloha sy aoriana intsony fa nifangaro amizay>Ilai akama namako zany no niteny tamiko hoe tena maty amin elah le sipa akiray iny fa tsymba tsapan elah v e ?
Zà mbola variana manala sy manao sangisagyihany kay le izy efa mihoatra ny fefy : ohatra hoe raha iska sy ianao ireryihany no miaraka mody fa tsy miaraka amin dreo ah milamina tsara isika!Ka rehefa tena nodinihiko marina dia na izaho aza taitra taminy koa>Taloha moa dia ny alakamisy no tsy mianatra hariva ny mpianatra ,ary izahay dia mamonjybiblio na any amin ny alliance zao foana , nanomboka niarak tsy nisarak izahay roa ,mbola tsy sahy nitory zà fa tsemboka foana ny oroko d midobodoboka ny foko.Farany dia izao tsy nianatra ary zà dia gaga izy ary nampitondrainy taratsy le namako izay tsisy resaka fitiavana mihisty fa nanontany ny antony tsy nianrako fotsiny.De novaliako hoe marary noho ny fitiavana anao mivaivay ny foko.De asa fa vao voavakiny hono le taratsy de namonjy anah izy , za nidina namomnjy azy tany ambany de nifampijery teo samy nidobodoboka ny fo , farany nitsiky izy zà nisento ary dia nifanoroka izahay.
D mbola any izy zao ao antrano ao , nahazo lahy sy vavy izahay.
Izany le fitiavana ry namana isany .
Miandry an i mumu,fijo,nananie,ary Ikaretsaka ........
94. lema ( 05/06/2004 15:50)
tena masaka be le tantara e!
bien ravato
95. ari.malala ( 07/06/2004 08:45)
Ary le i lema io mampirisika fôna fa tsy mitantara izay marina momba anazy an!
96. mumu ( 07/06/2004 10:08)
hita wa ry ari.malala
miandry anao ny pokona ry lema aa
97. lema ( 07/06/2004 16:11)
za efa nametraka tantara tao fa nareo zany tsy manaraka an!!!
98. pitchou ( 07/06/2004 16:19)
ka tohizo lay tantara ary ralema o!
99. chipie1 ( 07/06/2004 18:23)
tantara lava be zany le izy e!!
alefa lema a!!
100. fijo ( 07/06/2004 23:23)
tairo ry lema fa aza izahay tsy hamokatra aty no handrasana an.za mantsy mbola virja ka manahirana ahy ny hitantara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6611