tantara tsy adino

21. fijo ( 11/05/2004 21:27)
toa hifanilika fotsiny eto ireto kle
22. ikaretsaka ( 11/05/2004 21:55)
tairo ralema fa eo dia mifanilika eo.. ialhy no nanomboka azy kanoooo
23. mumu ( 12/05/2004 07:30)
o ralema : aingana fa sao de lemako eo an??
24. nala ( 12/05/2004 16:47)
Za zany: tany ambanivohitra, famadihana. Mividy fary de mandehandeha manodidina ny tanana, de telo vavy zahay, misy manaraka. De le anankiroa be resaka be, fa ilay iray tsy miteny mihitsy fa mihomehimehy foana no tena nanaitra ahy, mahafatifaty be ahy, mitselatra be ny foko nifanojo ny masonay. Teo imason'ny ankizy rehetra teo, tsy nisy fifandraisana zahay, fa nifanopy maso kely tsikelikely foana teo. Rehefa hody, hanainga anaty fiara milikilao, dia tazako izy, mitaona entana mankao anaty bache iray, dia mody nivoaka aho nanao izay hahitany ahy, dia tena hitany, dia tsy haiko teo fa efa nomaniny tany kay ny numero-ny hoe "rehefa mba malalaka ianao"dia izay fotsiny ny teniny dia nifanopy lalina be ny masonay, de hitako nisy manganohano tao anaty masony, de niontana indray mandeha ny foko, de...lasa ny taomobilinan'ny fianakavianay. de...nantsoiko izy ny herinandro taorianío, de henoko faly be, hay koa izy niandry foana. de izay.
25. fijo ( 12/05/2004 21:55)
kay,tapaka ilay film milay be le.mampy te hitady maso manganohano.ih,ih,ih,
aiza amin'izay ralema e.
26. ikaretsaka ( 12/05/2004 22:10)
aiza ralema aaa miandry anareo ny bandy
27. jhouhlambout ( 13/05/2004 08:58)
Ralema ô! miandry ny firenena manontolo!
28. nrina ( 13/05/2004 11:52)
ary ny anao alou mba nanao aona e?
29. pitchou ( 13/05/2004 15:49)
lema aaaaaaaaaaa! miandry eeeeeeeeeeeee!
30. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:53)
nrina> iza io?
31. xxx ( 14/05/2004 10:15)
fa aona??tsy mahazo miresaka angaha nrina ry jhouhlambout ?pourquoi?
32. lema ( 14/05/2004 13:18)
ka efa hoe za mbola tsy nanana grand A zany ka inona ary ny ho tanataraiko eo,fa na izany ary alou nilay be le n'i nala eto iny e!
nala:mba tohizo fa samy te ahafantatra ny thiny daholo ny mpamaky raha azo atao
33. mumu ( 14/05/2004 13:46)
xxx mantany fotsiny jhouhl hoe iza no tinao antanina!!
34. lema ( 14/05/2004 14:58)
tany am-pianarana nipetrapetraka teo ny mpinamana rehetra rehefa avy nianatra ary lasa tsikelikely avy eo dé olona roa sisa no tafajanona teo (lhl sy vhv)za sy lé sipa dé niresaka izahay dé nanombok nikapokapoka anah izy rehefa nisy zavatra mapihomehy ary nisy fotoana nangina kely dé nifanoja tampoka ny masonay dé hoy izy hoe"ataovy raha misy zavatra tianao ho atao fa tsy maninn"dé za namaly hoe tsisy kah,dé nitohy ny resaka dé raha vao mifampijery zay dia averiny @ teny malefaka ndray hoe "misy zavatra tianao atao,fa ataovy dé za tsy namaly tsony dé avy eo nitehana t@ fehako ny tanany dé nijery lera zah dé niteny hoe tsy maintsy mody ah zao fa efa @ 12h30 dé nady ah
mbola hitohy......
35. lema ( 14/05/2004 15:02)
an'i pitchou ndray zao
36. aladin ( 14/05/2004 16:23)
nala> tena favy be izy izany sady romantika an!
37. chipie1 ( 14/05/2004 17:38)
lema: hmmm zany de tsss
38. nananie ( 17/05/2004 16:58)
Lema, soa ihany fa tsy za le sipa alou e! Mamenatra be le situation ôtr'izao. hihihi!
39. jhouhlambout ( 17/05/2004 17:25)
xxx> zay nolazain' i mumu izay ny valiny!
40. lema ( 17/05/2004 18:57)
mba mangataka antsika rhtra mba ametraka tantara. anao ndrayzao ry nananie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228