tantara tsy adino
41. fijo
(
17/05/2004 22:27)
indray andro hono,nisy nananie sy ....tohizo amin'izay nananie an,za aza mba efa nanao ny fampidirana.
44. xxx
(
19/05/2004 09:17)
be loatra ny tantarany dé tsy hitany hoe iza @ireo ny ho tabtaraina angamba.lol.
46. nyna
(
19/05/2004 10:39)
Ny ahy tantaraiko? ny fomba namaliako ny Oui no ho tantaraiko anareo!
Izy zany efa nitory fitiavana tamiko an! fa za zany mbola tsy namaly:eny na tsia fa mbola nieritreritra an!
Dia 2 andro taorinan'io andro nitoriany fitiavana tamiko io an, nasainy aho handefa hiara- mivavaka aminy ho an'ny mpanala fanadinana (Eglise Faravohitra io, ary samy hanala bac zahay roa)! zaho dia izy sy ny meilleure amie-ko no niaraka tany!dia tany @ farany arina ndrindra izahay no nipetraka!
Dia nande ny culte zany, die teo ampamaranana nisy an'ilay hira ao @ fihirana Protestante hoe:"tiako ny hiaraka aminao Jeso, n'aiza n'aiza itondranao ahy, tiako ........! dia notsopiako t@ stylo ny hoe: "TIAKO NY HIARAKA AMINAO, N'AIZA N'AIZA ITONDRANAO AHY, FA IANAO NO NIANTSO AHY"
Dia nojereny tsara aho, dia nitsiky izahay roa, dia raikitra nanomboka teo zany!
Dia ny tantara dia mbola mitohy hatramin'izao!

48. fijo
(
19/05/2004 19:59)
ary nyna ity kay tsy hivavaka no diany any fa hampiaraka an.ih,ih,ih,sangy io fa sao gggrrr eo indray.io izany ilay hoe miverina amin'ny laony rehefa manao mariajy.tato ihany ,dia ato ihany koa izao?ih,ih,ih
50. fijo
(
20/05/2004 22:34)
ny inona le.alefaso aloha ny an'i pitchou fa i lema efa ela no niandry.za koa izao manampy.sady pitchou tsy mba mitantara ninoninnona mihintsy,ka dia miandry izahay e,sady ny sipa anie no alefa aloha rehefa manaja azy e.
52. yonikafopl
(
21/05/2004 17:17)
io fijo be vava io mihintsy no aoka hitantara ilay nahazakany an-drazoba e! efa 3 be zao izahay no miandry ato
54. lema
(
21/05/2004 18:55)
tohiny..........
mbola tsy vita ny taom-pianarana dia niala tao @ ilay fianarana za,1 volana taty aoriana ande haka certificat de scolarité za no hitako izy sy ny namanny teo an-tokotany dé nanotany izy hoe fa "zay ndray énao vao hita, mila miresaka kely aminao ah" dé novaiko izy ho haka certificat de scol........za dé ho avy eo,azo lé izy dé nidina za dé lasa nadé kely nisitaka kely alou zay dé niresaka dé niteny tamiko izy hoe zao zavatra ataoko zao ve dé mbola tsy kaopy ihany énao dé nodiko fanina zany lé kozy hoe inn (za 16dé izy zokiko 3 taona)" tiko énao"ka za houa tsy mbola niaraka t@ olona zany dé niresaka elahela teo ihany zay dé tsy ariny tsony dé niteny ndray izy hoe "azoko horohana amizay zany énao"?
tsy manin
dé nifanoroka elaela teo zay dé nipetraka ndray ny fanotaniana hoe "za zany no premier baiser-nao"dé tsy namaly ah,dé ef nirevirevy teo mou dé niteny izy hoe "énao mandainga fa efa nanao sipa énao"mbola tsy namaly ihany ah dé niteny izy hoe "za tsy hianatra rahariva "niandry izy hoe fa mbola tsy namaly ihany ah ny revirevy @io tsy tapaka an!!(safosafo,orokoroka) dé niteny moramora ah hoe ndana alou mianatra androany fa mbola hiaraka foana tsika fa za mandalondalo eto foana dé nanotany lera ah dé niteny hoe manao fotoana @ mamanay za fa tsy maintsy mandé,dé lasa ah.....dé tsy te ahita azy tsony
3volana taty aoriana izy hitako dé saika iresaka za no noteneniny hoe"tsy tadidiko intsony ny fisianao"dé lasa ah

59. yonikafopl
(
24/05/2004 15:30)
tena mampalahelo kosa izany nanjo an'i lema izany kle, tssssssss izay ilay mahavoa indraindray ,
60. chipie1
(
24/05/2004 17:41)
lema>ka tsy no kapohanao tsinn ilay vy dieny mbola nafana be kou aiza re zany e...