tantara tsy adino

241. lema ( 21/07/2004 18:47)
zany mitsy no marina ry fitjo a!
242. kitjo ( 22/07/2004 11:53)
o ry lema an> efa oe tsy fitjo zany fa impiry ary zay averina :?:
243. lema ( 22/07/2004 13:37)
kitjo:azafady fa tena diso fanoratra e!lé izy kou anie mitovitovy dé lasa diso e!
244. kitjo ( 23/07/2004 13:10)
tsy mitovy zany kosa ireo e!

fa le film aloha d lo angamba le bande miandry an ramaso sy mumu e
sao d efa manao film miafina any ary nareo mitsam?
245. lema ( 26/07/2004 12:20)
ny an'dry zareo hono efa nipetraka ny zaza de tsy azo tantaraina :lol:
246. kitjo ( 01/08/2004 12:13)
hahahhah
mahitahita i lema an

ary sao d mba adino ary ny tantarany izany?
247. lema ( 02/08/2004 09:20)
vita zany ty film ty ?
248. kitjo ( 02/08/2004 12:31)
miakatra ny soratra!
249. lema ( 02/08/2004 13:10)
FIN
250. rvoulah ( 07/08/2004 19:28)
aia mbola tao fin zany anga moa fa anay mbola te hihaino e
251. lema ( 09/08/2004 13:09)
tohizo ary e!
252. zandrinifijo ( 28/10/2004 09:21)
any bichette zao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4474