tantara tsy adino

201. lanto ( 12/07/2004 03:54)
kay nisy film manja be tato k'ty !!!! fa taiza ary aho t@ le ora nidona ? Mianjuy ny tohiny zahay ry kitjo sy .... de aza hadino ny gatôanay e ! Manja be be mintsy an ....oay !!!!!
Aiza koa ny an'ny sasany ô ! zahay njay faly rehefa misy sambatsa ! :-))
202. kitjo ( 12/07/2004 10:23)
yoni& lanto> Misaotra betsaka!
alefaso ny anareo mandra-piandry an' i ramaso sy mumu aloha vao zareo mbola maka fotoana kosa sao korapaka e.hiiihihhiih

203. kitjo ( 12/07/2004 21:34)
lema>>>
mievonevona mitsy fijo any fa tsy matin' i lema lolo mitsy fijo fa lazainy fijo foana za!!!!!!!

Malahelo an fijo nga elah?
204. ikaretsaka ( 12/07/2004 21:50)
miverina ny realisateur ny film an'i kitjo.. voafafako tsy nahy teo fa ity aho
205. lema ( 13/07/2004 14:30)
tena milay be lé film e!
tsy matiantoka ny mpijery na dia lafo aza ny fidirana.
alefao ndry fa aniza mou zao ny tour
206. yonikafopl ( 13/07/2004 17:00)
kitjo , aleo aloha i lanto no hitantara ny azy fa ny ahy mbola tsy misy tantaraina kou, i lanto izao fantatso mintsy fa misy milay be avoakany avy eo, jereo tsara ange e!
zany moa lanto o!
207. mumu ( 13/07/2004 19:19)
oujiii ary tao misy ny anarako ato klé!!
ramaso ampianariko inona enao? za tsy te higadra an!!
208. lanto ( 13/07/2004 19:59)
yonika> hampandainga ahy eo an ! zah toa atsy @ le tantaa ratsy no hanoratra atsy ho atsy ! hihih
209. yonikafopl ( 13/07/2004 20:29)
lanto hi hi hi hi hi hi hi
za kalou tany no efa nanoratra e!
fa njy manana soratana ato njy e!
alefaso moa e!
210. mumu ( 13/07/2004 21:03)
ramaso inona ary no ampenariko anao eo? sa mekanika? hihihihi
211. kitjo ( 14/07/2004 01:55)
ramaso> .....Hery zany no manome oscar?hihihi

mahita tenenina mitsy ty ramaso ty fa tsy vitan' ny mahitahita
tokony hoe ramasombava ps lah!

Haingana moa nareo fa aza mifanilika eo aby e....

mumu> zaro @ lalana tena izy ny ankizy eeeeee.hihihi
212. mumu ( 14/07/2004 08:36)
kitjo hihihihi aleho ny dadany sy ny mamany no hitondra aza am'zany akia!!

ramaso hummm te ahita tatouage angaha?
213. mumu ( 14/07/2004 15:40)
ramaso tssssss
raha te hahita an'ny sarin"ny hery enao de jereo ao amin'ny namana ao fa feno ao!!
214. lema ( 14/07/2004 15:55)
alefaho ndray ny manaraka e!
215. lanto ( 14/07/2004 20:33)
ataon'i ramaso inn kosa ary ny tratran'i mumu ?Ataon'i hery tokana eo ny maso an ! Miera alou ! hihi raha hahazo hijery !
216. mumu ( 14/07/2004 20:41)
lanto hihihihihi

ramaso konjo ny .......
217. ikaretsaka ( 15/07/2004 03:26)
mumu sy ramaso... mifampianara toko dia tantarao anay ato sefaveo eh
218. lema ( 15/07/2004 14:11)
asio tantara aingana fa miandry ny mpijery e!
219. mumu ( 15/07/2004 18:22)
aiza alou ny tantaran'ny lema??

ramaso ka efa hoe zany hono!! mila autorisation!!!
220. kitjo ( 16/07/2004 01:42)
autorisation aiza ndray ry mumu fa ny affiche aza efa mipetaka....

efa milahatra ny public sao hiantso oe ndray yr lema hoe avereno ny volany...

laozanareo sy ramaso manao film fople eto fts fa tsy ny tena izy no atao....

haingana kaaa! atombohy ramaso fa manaraka ho azy mumu an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625