tantara tsy adino
167. kitjo
(
03/07/2004 03:51)
hhhmmm
kalou anontaniko izy oe inona no tantaraina fa mahafinalitsa b tsy adino dol manko,
kalou anontaniko izy oe inona no tantaraina fa mahafinalitsa b tsy adino dol manko,
169. kitjo
(
03/07/2004 04:50)
iieee kooo
tsara matoa mbola eo foana kooooo
jere nge ny an sariaka e........
fa aleo alou hisafid scenario iray @reny ary e,
tsara matoa mbola eo foana kooooo
jere nge ny an sariaka e........
fa aleo alou hisafid scenario iray @reny ary e,
172. lema
(
03/07/2004 07:40)
tonga dé azoko an-tsaina anie lé film e!
énao anie no efa niteny hoe bobaka be le izy.
zé tinao ary tantaraina e!
énao anie no efa niteny hoe bobaka be le izy.
zé tinao ary tantaraina e!
173. kitjo
(
03/07/2004 07:43)
tairo ary tantarao fa efa hain lah zany kooo
tanjemo fts sao diso olona!
ka le milay be tsy adino nge zany lazaiko zany e, sady za tsy mitadidy zavatra ratsy zany,ihhii
tanjemo fts sao diso olona!
ka le milay be tsy adino nge zany lazaiko zany e, sady za tsy mitadidy zavatra ratsy zany,ihhii
175. lema
(
06/07/2004 12:09)
miandry lé tantara zay ry fitjo a!
aza atao suspens fa mitainataina i fijo
aza atao suspens fa mitainataina i fijo
176. fijo
(
06/07/2004 21:29)
o letia ralema an.zanak'anabaviko io fa aza mirediredy eo.misy efatra izahay no mpihavana ato ka mitandrema.
tsy sosotra akory za fa mba milaza fotsiny sao misy handiso indray any aoriana.
fa izany eo ihany fa ataovy LAVA be ny tantara ry kitjo an.ih,ih,ih
tsy sosotra akory za fa mba milaza fotsiny sao misy handiso indray any aoriana.
fa izany eo ihany fa ataovy LAVA be ny tantara ry kitjo an.ih,ih,ih
177. pitchou
(
07/07/2004 11:40)
kay! sao tantarain'i fijo any @ baviny any kosa ko! mitandrema inhany ndry ry kitjo an! hihihi!
ary ahoana no nahafantaran'i lema hoe mitaitaina i fijo? tsy i lema v tena tsindriandaona e? hihihi
ary ahoana no nahafantaran'i lema hoe mitaitaina i fijo? tsy i lema v tena tsindriandaona e? hihihi
178. lema
(
07/07/2004 13:51)
ary itako i kitjo no tsy mitantara kay misy dadatoa ato?tsy maninn ry fijo na tsy itantara ary énao ah!
zay ndray énao ry neny fa anomboka
zay ndray énao ry neny fa anomboka
179. pitchou
(
07/07/2004 14:47)
ka zà v zany hangina ka tsy hiloa-bava re? i lema wa aza manampim-bava otran'io!
180. sariaka91
(
07/07/2004 15:55)
Aiza ny tantara manaraka fa toa ilaozanareo manao resabe fotsiny e ?
Aiza ry kitjo a !
Aiza ry kitjo a !