tantara tsy adino
141. pitchou
(
24/06/2004 15:41)
an!an!an! i fijo mety mahatadidy ilay notantaraiko teto satria izy nanao komantera b avy teo!
143. fijo
(
24/06/2004 22:40)
tantarao kosa fa tantaranao e.aleo za mba ho hisan'ireo mpihaino tena liana.
144. pitchou
(
25/06/2004 16:23)
tany @ dobo filomanosana zany e! d mi-plonz plonz doll ny rehetra! d izy zany naka bahana be d mbo lasa ko kanjo nitsoka ilay silipo d bain, d azon'ny kary d natao boll natsipitsipy, d nampalelo b izy fa tsy afaka nivoaka tao! d nony tonga taty @nà zany le izy d nomeko azy e!
145. lema
(
26/06/2004 11:43)
de tohizo fa tsy ampy,dé ahona fa tena milay be anie zany e!suspens be mitsy...........
146. pitchou
(
26/06/2004 16:09)
d menatsa b izy ko inn ary! ngah mora ny fampidirana an'iny ao anaty rano?
149. pitchou
(
29/06/2004 06:33)
ngah misy ankibata zany???? tsy azo atao zany any anaty rano fa mety hampidi-doza! havoakan'ny metira nazera eo fa!
152. kitjo
(
30/06/2004 17:29)
hahhahhahhahha
reto ttssssss
lema> le lavak ilay slip de bain ve?hiihihhihi
mety tsy nahahiratra lery fa menatr'olona d nasainy natsofok i pitchou sa diso lavaka ve za?loll

153. fijo
(
30/06/2004 20:56)
tsy diso ndry ka.resaka madio aby no eto fa tsy misy mioritroritra an.
156. pitchou
(
01/07/2004 11:02)
hihihi! raha i ramaso alou no sendran'izay d nataonay tsy azon'i ramaso intsony le silipo d bain e! d ery @ sisiny ivelan'ny piscine ery daholo ny zahay no mitazana an-dramaso! maso mijery io ko! nga moa hisy hitondra mody!
157. sariaka91
(
01/07/2004 11:36)
Mahafinaritra be ahy ity dinika ity an. Mandrampiandry ny tantara manaraka dia ity aloha ny ahy.
Niantomboka t@ août 99 ilay tantara. Nanao mission tany @ service du personnel-na orinasa informatika izay za. Lehilahy daholo ny ankabeazan’ny mpiara-miasa tao, sady be vazivazy be daholo. Nisy anankiray niavaka t@ maro, tsy dia be resaka sady tsotsotra kely izay nanaitra mafy ahy satria tena nahafatifaty bogosy kely izay. Nifanojo matetika ny masonay nampisavoritaka ny fidoboky ny foko. Nataoko izay hifanenanay matetika, mankany @ cafète za na dia tsy mpisotro kafé aza. Mody mbo manao ny fanaon’ny olona. Dia hitako lery, dia namorondresaka niaraka t@ rehetra teo no sady nisotro ilay kafé, tsy fanao io. Fanina hoa ty za ! hi hi ! Hitan’léry fa KO za dia tonga dia notohanany ny sandriny (mmmh…) ary nateriny tany @ biraoko. Doum doum, doum doum… Dia niresadresaka amicalement teny izahay nandritry ny 3 herinandro. Lery tsy ni-décla mihintsy ary za de tena potipotika totale tsisy azo raisina. Vita ary ny mission-ko, saingy feno olona be nanodidina anay t@ nanaovako veloma azy (manokana io an) ka tsisy moyen hiresahana zavatra hafa. Dia nilaozako tsy fidiny lery.
(Ho tohizana)...

158. fijo
(
01/07/2004 21:19)
izay ilay tena romantika amourezy ary mino aho fa tena hirehatra ny tohiny eo.hummm
160. sariaka91
(
02/07/2004 13:14)
… tohiny
Alohan’ny andehanako dé noraisiko tao @ dossier-ny daholo ny renseignements mikasika azy rehetra (andro nahaterahana, adresse, tél, refy, lanja …). Faute professionnelle be io an ! Fa tsy noeritreretiko akory izany.
Nandeha ny fotoana tsy nety hadinoko izy. Nandrasako 1 volana (ela be !!!) dia … nantsoiko tél tany antranony izy. @ fotoana fiasany io an, juste mba ahenoako ny feony @ répondeur fotsiny, ary henoko teo fa tena manja mbamin’ny feony. Drayiiiii !!!! Dia nataoko fanao ary ity miantso isanandro ahenoana ny feony. Kinanjo, indray antoandro izay, namaly tampoka lery. « Allo, iza izao ? » Niboredika ity za « euh … za ihany ka ! ». Tonga dia fantany fa izaho, tsy taitra akory izy no sady tsy nanontany izay nahazoako ny n° tél-ny. Dia niresadresaka tsotra teo enay. Alohan’ny hisarahana dia nangatahany ny téléphone-ko. Ny ampitson’iny ihany dia nametrahany message tao @ tel-ko, nanontaniany hoe rahoviana hono izahay no hiara-hisotro chocolat, fa tsy le kafé tsy tantiko iny. Faly angé za zany, nandihy eran’ny trano. Saingy tsy sahiko ny niantso azy. Mbola teo ihany ilay maha-gasy sarokenatra. Dia lasa teny ny herinandro. Marainan’ny 1er novambra, naneno ny tel-ko. Narary anga ianao hoy izy no tsy novalianao ny message-ko ? Raha mba fantany mantsy… Rehefa tsy marary ianao dia afaka misotro chocolat izany isika, hoy izy, androany tolakandro. « An ? Androany ? » hoy za tsy hitako ny atao nony tena tonga @ faniriako azy. Ie, androany tolakandro fa ela loatra izay. Hay tena nifanojo sy nifampizara eritreritra izahay nandritr’izay 2 volana mahery izay.
Nifampiantso isanandro izahay nanomboka hatreo. Le 6 nov izahay no nifanoroka voalohany teo anoloan’ny eglise de Montmartre. Ela nandrasana ka tena mamy be ilay oroka voalohany an ! Mbola tadidinay foana. Natao t@ 2002 ny fanambadianay. Ho avy alohan’ny faran’ity taona ity ny zanakay faha-2.
Dé zay le tantaran’ilay chocolat crème e !