tantara tsy adino

121. fijo ( 15/06/2004 04:52)
ka ny kaly ihany no nahamay ahy fa efa noana aho ko.fa ngaha misy zavatra hafa tokony hoanina tao le?ary nasitriny izany.
miandry an'i pitchou ary e
122. lema ( 15/06/2004 16:48)
alefa pitchou a!énao sisa
123. fijo ( 15/06/2004 23:53)
ilaozan'i pitchou manapitsoka lakozia ve nama ko.
124. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:49)
tssssss dia izaho no pitsohany ao.. soloy lakile letsy io Ramaso fa maty Ikaretsaka an
125. fijo ( 16/06/2004 21:39)
ataovy tena hidy vato mihintsy fa tssssss tsy hitantara eto io raha mbola hafaka hoany.
126. lema ( 16/06/2004 22:38)
pitchou:rehefa avy mamaky ny tantaranay dé mitsoaka an!!
127. pitchou ( 19/06/2004 04:28)
ka nakany an-dakozia aho aloha nanafina le kaly fa ndrao lanin'i fijo ao daholo ny tena variana mitantara!
karetsaka> very ndray ngah ny lakile? ataovy direct e! hitanao? irony fils kely atao mifampikasoka irony!
lema sy ny rehetra> ka efa notantaraiko teto ange le izy e!
128. lema ( 19/06/2004 07:29)
pitchou: mety tany an-kafa angamba énao no nitatantara fa zay tsy nahita an'izany
129. pitchou ( 19/06/2004 17:37)
lema> avadibadiho aloha ny forum tany aloha e! ho hitanao any marina e! zavatra tadidiko tsara zao ko!
130. lema ( 20/06/2004 10:55)
avereno ary e!!!!
zay sy fijo mbola te eheno
131. pitchou ( 20/06/2004 15:00)
hihihi! menatsa za ko!
132. lema ( 21/06/2004 08:39)
eny ary e!!!
133. fijo ( 21/06/2004 23:08)
pitchou kosa.dia inona no nanafenana ny kaly raha tsy hitantara?mba tantarao moa fa liana mihintsy anie izahay e.
134. pitchou ( 22/06/2004 16:15)
ko raha vao manomboka eo aho zao d lasa mitsaitsaika mangala-pihinana i fijo ko!
135. fijo ( 22/06/2004 22:44)
an an tena hiainao aho ka.liana mihintsy e.
136. lema ( 23/06/2004 06:59)
sa mety nifamadika ve ny tantaran'ipichou,la sipa ndray no nahazaka an'ilay bandy.
tantarao fa tsy mahamenatra zany fa samy tsika mianakavy ihany reto e!
137. pitchou ( 23/06/2004 15:24)
hihihi! andraso ary alou e!
138. fijo ( 23/06/2004 21:44)
aza hela fa iny fa mitady hiala pa indray an.
139. pitchou ( 24/06/2004 10:54)
ary maninn raha tantarain'i fijo?
140. lema ( 24/06/2004 11:54)
nga nareo si fijo efa nisy tantara kou,sa be loatra le tantara de mbola fantinina zé milay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9011