tantara tsy adino

181. wawawa ( 07/07/2004 18:15)
Tohizo ihany ny tantara fa roman gratuit ho anay!
182. fijo ( 07/07/2004 23:33)
raha hitantara izy tsy koi ralema fa tsy za kosa no hisakana azy ami'izay fiainany an.
183. kitjo ( 08/07/2004 12:32)
hhmmm, kalou ko ary hijery tsara ny compositeur vao hanoratra koa e

sa ve ataonay direct eto d tsy adinontsika rht?? hahaha,
laingako zany e
184. lema ( 08/07/2004 12:57)
alefaso ra andefa énao fa miandry zay e!
na avereno ny volanay!!! lol
185. kitjo ( 08/07/2004 17:59)
in arty lema, mahandrasa tantana fa izay maharatsy ny cinema gasy, maim-bola fts fa ngah mora2 mi -composer sy manao realisation azy?ihiiihhi

186. kitjo ( 08/07/2004 18:10)
zao ary e:

Efa nifampiresaka ela be zay t@ internet....
D oh mpianadahy ny fifandraisana nifampitantara fiaianan sy rht rht..
Nony aveo za niditra hopitaly taty fa narary. D izy no niandry ahy tao via phone, satria aty tsy mahazo andrasana fa mamangy fts ny mpamangy 20mn/olona.
D izy no miaraka amiko @ phone na alina na atoandro, ary mahavita mifoha kely @ alina manontany fts oe " manaona enao ao, fohazo za raha misy pbm" nefa izy ary an-dakira be ary....Mbola mpianadahy zay @io an,hiiiih

D naninin'ny infirmiere tao za oe "malahelo anao mafy mitsy ny boyfriend-nao, fa isaky ny miditra aho d @ phone fona nareo..." d za le be doika be sady efa manomboka midoboka be ny fo fa mody hoe "tsy boyfriend-ko oa zany"
D malahelo be refa mianatra izy ka tsy mandefa SMS kely sady tratry ny dekalazy horera 13h be izao!


Mbola mpianadahy hatreo an
187. kitjo ( 08/07/2004 18:39)
2e partie....episode kay hono fa izy manome sopapa ato ambadika ato....hihihhi

Nivoaka hop @zay a d nitohy ny resaka sns d lasa mifampiaritory.... on phone 2h....

d efa samy.... fa tsisy sahy miteny..
D za ande hanao vacance a Dago d nifampalaheeeelo be, satria oe lafo ny phone any sady manahirana ny connex net.
Nandefa carte postale za d tery ambany nasiko oe \"I ...L...ike U\"
D lasa tany Dago aho d aveo izy nandefa e-card koa, d oh zay koa nataony t@ le izy, d aveo voarainy koa ilay carte nalefako poste,

D nitovy!!!!!!! Fa mbola mpianadahy an,ihihih!!!!!!!

D isan-kariva amzay efa nanao program t@tao antrano oe za ts maintsy mande cyber reha hariva...
D ny tao antrano efa niteny oe sipako hono zany fa aiza koa no hisy olona hifampiantso @ 2 maraina nefa mpinamaan fts isan\'andro izao...

D zandrinay nampiome fa rehefa andeha hatory izy manao bonne nuit anah d safosafoiny ny telephone-ko oe \"bonne nuit koa le telephone ki s\' arrete pas de sonner\",hihihihh

Nande tany Ifaty amzay za d niantso anah izy 31dec 12pm niarahaba taom-baovao.... d avy eo koa za niantso azy nony taom-baovao tany...
D vao tapaka ilay telephone d nandefa SMS amzay izy d nanontany oe \" Inona kay no valianao raha mangataka aho hoe aleo tsika tsy hanao mpianadahy tsn fa atao oe mpifankatia amzay?\"

Mmmhhh, suspens be niandry an\'izay an..... Sady imaginer-o ny poziko @io le faly be fa tsy hita izay atao...
Sady aiza ary??? Eny ambony tafo satria any Ifaty tsy mahazo reseau fa miakatra ambony tafotrano mi-capter an le izy d mamaly an le SMS aveo oe \"efa fantatrao ange ny hovaliako fa vakio le carte dia ovao ilay tena izy ilay verbe\"

.....
188. kitjo ( 08/07/2004 18:41)
3e partie:

D lasa @zay bisous bisous minou minou aveooooo

D t@ niresaka t@ parents aveo no tenaaaa....kdoukdou..ozizy ny fo sady nangovitra aby ny vatana...t@ phone manko

D zao efa ......
Aza be fanontaniana fa mbola hi realiser ny manaraka fa refa any aoriana any misy edition speciale hafa njay,hiihhih
Zay aloha ny t@ ty edition ty........

Manao sonia :zahay roa!!!!!
(fa ps ray ihany no afaka manoratra tsinona)
189. pitchou ( 08/07/2004 18:46)
hihihi! milay be kosa ko! njy ty kitjo an! romantal be mintsy!
190. ikaretsaka ( 09/07/2004 04:06)
mbola misy epizode io film kitjo io an.... mbola sahirana kely zahay realisateurd :-)
191. ikaretsaka ( 09/07/2004 04:10)
Ramaso> maninona ndray ty ela
192. kitjo ( 09/07/2004 04:36)
ramaso > tsy jeu zany io kooooo

ika> maka sopapa izy e!hihihi
193. sariaka91 ( 09/07/2004 17:46)
tsy mety kosa izany ry kitjo a! Ilaozanareo mandritry ny week-end ny vahoaka liana te hahafantatra ny farany.
ssshhhh !
tena mahas.....

;op

miandry ny tohiny e !
194. kitjo ( 09/07/2004 17:58)
K ngah mbola mifarana ny tantara ry sariaka an??

ndraso kosa aloha ny sasany mba any aoriana any ndray tantaraina fa ny fsekle-nay kosa v d holazaina eto aby,hiiihhihi
195. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:10)
:-) mbola mivoaka cinema any europe aloha dia mivoaka video club de video eny @ fnac.. zay vao mivoak any version manaraka (hehehe)
196. pitchou ( 10/07/2004 04:35)
hihihi! alefaso indray alou nen'i ramaso ko! tohin'le tany alou na episode vaovao ze tinao!
197. ikaretsaka ( 10/07/2004 04:42)
ramaso mbola kely Hozizy mumu.. tsy ahay an zany fa mbola ampianariny
198. kitjo ( 10/07/2004 16:44)
ika> atsinanana sy andrefana aloha vao miseho any ampovoany k!he he

aza ny hakeliny no jerena ksoa fa ny zavatra vitany e.....hihihihihi

alefaso hono ramaso fa kay misy 2e tour fa ny an pitchou manaraka zany refa vita ny an lah!
199. yonikafopl ( 11/07/2004 20:52)
kitjo tena nahafinaritra be le tantaranjy, tena te haheno ilay tohiny aho, aza adino ny manasa ny namana rehefa tonga le anjo malaza a!, mirary anareo ho mamy hatrany ilay fitiavana e! tena milay le izy kaaaaaaaaaaaaa!
mumu sy ramaso, hay dia efa mifampianatra a! mumu tanjemo fotsiny le detournement de mineur a! hi hi hi
200. ikaretsaka ( 12/07/2004 03:17)
Ramaso> sady mety hahay mihitsy ialahy raha i mumu no hampianatra an'ialahy.. aoka fotsiny.. mandanamianatra any nareo roa dia tantarao ato ny vokany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.183