tantara tsy adino

221. lema ( 16/07/2004 17:31)
mumu:ny tantarako efa tany ambony tany ra amaky énao sady nisy episode telo ohatran'ny an'i kitjo.
alefaso amizay ary nénao fa ariva ny andro e!
222. kitjo ( 17/07/2004 16:57)
ttttsssssss
sao d tokony hiova ary ny mpilalao sa ny manager sa aiza ho aiz any olana fa adino eo ihany ilay tantara k!
223. ikaretsaka ( 17/07/2004 18:42)
Efa Prochainement be aloha le Ramaso sy Mumu e.. haingana famiandro ny peuple e
224. mumu ( 17/07/2004 19:28)
ikaretsaka anjaso eo pôly........
225. ikaretsaka ( 17/07/2004 19:39)
:-D poly efa nahavita nanoratra taratasy 14 ra Mumu an.. anao zao
226. mumu ( 17/07/2004 21:34)
tsisy tantaraina e!!!
227. lema ( 18/07/2004 11:27)
alefao ary ny film manaraka fa be grain be ty film ray ty e!
228. kitjo ( 18/07/2004 11:43)
tttssssssss
tsy ampy karama ngamba ny mpilalao le!

ao fa omena tehaka nareo na mbola ts manomboka ny fampisehoana e.. :wink:

sa ve asiana pub kely aloha e?hihihi
229. mumu ( 18/07/2004 11:57)
ramaso tantarao nenao ary!!
230. xxx ( 18/07/2004 12:08)
tena tsy anao zavatra reto,mpilalao reto hoy ny fiteny malagasy hoe "sady tsy hihira no tsy anao tsianjery nefa midongy micro"
231. kitjo ( 18/07/2004 12:08)
mumu> fa ngah misy hoe anao sy azy znay ndray izy ty eeee

tsi2 2 io koooo
232. lema ( 18/07/2004 13:14)
alefaso ary lé tantara tsy niarahanareo e!
233. xxx ( 18/07/2004 15:37)
tsy tononiko ny anarako fa mialatsiny fa sao ato misy espion!ka zao le izy : sendra nadehandeha zà sy ny zandriko vavy no nifanena t@zay bandy iray zay zay toa avy nidina ny motoany!d nanaraka anay avy aty aoriana elaela ihany sady lavidavitra (nadeha tongotra io han)!d nanontaniany anay teo ny anaranay roa sy ny numerao phone:anarana diso no nomenay saingy le numéro kosa tena izy.d lasa izahay. 5 mn après miantso izy d ateriny hono zahay fa hody angah, d novaliako tsotra fotsiny izy hoe an3 misaotra fa efa misy manatitra!sady enao v mandeha moto hoy aho!d hatreo alou t@ io andro io!
234. xxx ( 18/07/2004 16:23)
ny ampitso izy niantso ahy si on peut se voir v hono!naodikodiko teo ny resaka!finalemnt nandefasako sms izy hoe aza mieritreritra hafa ankoatra ny namana hoà fa zà efa manana copain (et c'est vrai)!d nifampiantso teny, d finalmnt zahay nifanao fotoana. d nandeha tany @namany iray zay!comble @le izy io namany io kay d oll fantatro fony fahazaza.d mifampatsiahy ny taloha eo. ary lasa izahay indray no tena nifankahazo resaka tsara. zà anefa miteny @ le iray foana hoe tena tsy mety eh (somary nanipy teny izy manko hoe tia ahy) j'ai déjà mon copain, tsy afaka ny hiodina zany aho, kanefa le namany ndray anefa toa mitady ho tiako zany!il commence à me plaire zany sady izy koa hoatran'tsy indifférent amiko!nefa zà anie ka efa manana...à suivre!mety ho elaela vao hisy vao2.à près tt, c'était peut-ê un mirage
235. kitjo ( 19/07/2004 15:08)
...... :arrow: :?:
236. lema ( 19/07/2004 15:50)
nisy pub kely alou zany e!
237. lema ( 20/07/2004 15:26)
efa vita ny pub fa tohizo amizay lé film e!
238. mumu ( 21/07/2004 05:47)
ramaso tantarao kou enao basi-vava io zao mahay mitantara tsara!!
239. lema ( 21/07/2004 11:00)
alefaso fa maika atory zay kah
240. kitjo ( 21/07/2004 17:00)
ataovy oh ny anay e
ny lhl miteny d le vhv manoratra
romantika kokoa hono :!:

ary aza mifanilika tsn fa adino eo ihany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959