RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA

1. rzmbe ( 07/05/2004 20:48)
FILAZANA:

Izay olona tsara sitrapo sy liana ary maniry hampandroso sy hanamafy ny fihavanana nolovaina tamin’ireto razambe ireto :

RAINIFIRINGA – RALAIMAHOLY XVII Vtra
RAINIDAORIDINA XIV Vtra

Dia hiangaviana hanoratra amin’ny gazety :
Madagascar-TRIBUNE réf: 3610
na amin’ny adiresy mailaka :
razambe@free.fr

Raha misy soratra, sary na sosokevitra mikasika ireo Razana sy ireo taranany, hanatevenana ireo rakitry ny ela voatahiry dia raisina am-pitiavana.

Mankasitraka Tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.113