Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsilan
(
11/05/2004 16:01)
Raha mamaky ireto fanehom-pinoana ireto aho dia hoy aho hoe
Raha midera sy mpankatoa ilay Nahary ianao dia aza mampidera na midera amin'olona akory, fa aoka ny asanao sy ny ataonao no hohitan'ny rehetra fa tena mivelona aminy tokoa ianao.
Tsy ilaina ny misor...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/06/2004 22:02
xxx
(
11/05/2004 13:39)
Miara-monina
Tena azo iaraha-monina tsara ny karana aty amin'ny dezaka aty...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2004 00:29
xxx
(
11/05/2004 13:26)
Ny maha lafo vidy ny vanila
Tsikaritra tao ho ato fa dia nisondro-bidy izay tsy izy ny vanila. Fantatra ary fa ifandrotehana tokoa ny fividianana azy io tsy hoe noho ny sakafo ihany. Ampiasain'ireo mpanondrana zava-mahadomelina ...
tohiny
novalian'i tsilan ny 14/05/2004 13:53
doris
(
11/05/2004 11:50)
mpiara-mianatra taloha...
" Gengen's na koa be sahafa"
Ireo no indice, ka raha mahalala an'ireo ianao dia midika fa mpiara-mianatra taloha isika. Miandry anao!...
tohiny
novalian'i ramoul ny 13/05/2004 21:12
kitjo
(
11/05/2004 11:29)
manala azy, tohizo
mba ni chat zay sy delvichio zany e, na atsy @ efitra ambadika atsy aza lery,hiihhihi
tohizo ry reto an,
d samy mamorona anarana
delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder dit :
io ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 21/05/2004 09:09
kitjo
(
11/05/2004 11:14)
Sakafo fitsaboana
ny ravina garanadrelina koa mampidina tension ampangotrahina raviny 7 ngamba izy zay @ rano 1l, anontanio olona aloha ra misy fa tsy tadidiko ny fatrany
d ny saonjo koa no raim kely mampa-stable te...
tohiny
novalian'i booboo ny 24/02/2005 16:02
xxx
(
11/05/2004 10:30)
ady @ tsolotra
Les initiatives de l’actuel gouvernement à lutter contre la corruption ont porté ses fruits...
Jereo @ io link io ny tohiny fa lava be
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21147&r=4&d=20...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/07/2004 07:57
xxx
(
11/05/2004 10:20)
3e Rallye Jovenna
On attendait beaucoup de Laza au 3e Rallye Jovenna. Il avait mis tous les atouts de son côté pour espérer gagner à l'instar de tous les autres concurrents qui ont beaucoup investi par passion pour...
tohiny
tenio
(
11/05/2004 09:44)
Anamamy
Ny anamamy hono mapiakatra tosi-dra( tension artérielle ), marina ve izany?
Laoka tiako indrindra: anamamy sy henakisoa....
tohiny
novalian'i mauricette ny 04/07/2011 13:03
mumu
(
11/05/2004 09:33)
gisa sesika
tsika malagasy refa fety de manao sakafo be! de ilay gisa sesika io no mba tena tadidinay mou fa ela iany ny manao azy
diovina tsara ilay gisa , de esorina ny ao anatiny ,de ny aranany iny totona mi...
tohiny
novalian'i kitjo ny 25/05/2004 16:46
nrina
(
11/05/2004 07:05)
régime efficace?
aona ry reto ny régime efficace mety ampahiha??inona ny recette?...
tohiny
novalian'i annie ny 21/04/2005 07:22
tenio
(
10/05/2004 15:40)
Trou de mémoire
Ianareo ve efa voan'ny tahaka ahy fa amin'izao dia ny zavatra nolazaina ahy vao 5 mn dia efa tsy tadidiko intsony hihi.
Nefa taloha izaho dia isan'ny olona mahatadidy zavatra, sa efa feno ny "disque...
tohiny
novalian'i angie ny 17/06/2004 14:15
tsilan
(
10/05/2004 13:47)
Antso fampandrenesana
Antsoina isika rehetra Gasy mipetraka eto Eraopa sy Amerika. Fa isika dia hanao fihaonam-be voalohany eo anivon'ny ranomasina Atlantika. Samia mitondra tondro avaratra hijerena ny lalana. Ary aza mito...
tohiny
novalian'i mcfy ny 03/08/2004 23:09
tsilan
(
10/05/2004 13:28)
Ny niantsoana ny vehivavy ho vehivavy
Asa ho'a raha nandinika isika mikasika izay
Ity ny tantara, nisy rangahy iray izany hono nanana vady 120 nonina teto amin'ity Ankaratra ity. Rehefa nandinika ity Rangahy dia nahatsapa fa ny an'ny veh...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:43
tsilan
(
10/05/2004 13:13)
Kolotsaina
Kolotsaina zava-tsoa
Ka manaova malabary
Vola sy harena koa
Ka dia velona ny tary...
tohiny
novalian'i mcfy ny 25/06/2004 13:28
shinshan
(
10/05/2004 09:58)
baranahany eo @ antoko politika
tsy tokony ho ferana àzay ve ny isan'ireo antoko politika eto amintsika e. tokony ho havahana ny antoko sy ny fikambanan-kevitra(salon de discussion,na debat) tsy hitondra ho aiza.
manana andraikitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 20:26
librepenseur
(
09/05/2004 20:30)
LA PASSION DU CHRIST (film)
Tsy tokony natao ho an'ny mpianakavy io horonan-tsary io raha ny hevitro, âme sensible s'abstenir....
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2004 22:26
lanto
(
09/05/2004 19:05)
Tononkalo sy tsipelina
Misy tononkalo tsara dia tsara saingy mahakivy ny fomba nanoratana azy! Hita fa tsy nianatra nanoratra tamin'ny teny gasy ny sasany, nefa miezaka dia efa mahafinaritra.
Tsisy fanontaniana... :))...
tohiny
novalian'i raharonatenaina ny 09/10/2016 09:52
