Anamamy

1. tenio ( 11/05/2004 09:44)
Ny anamamy hono mapiakatra tosi-dra( tension artérielle ), marina ve izany?
Laoka tiako indrindra: anamamy sy henakisoa.
2. kitjo ( 11/05/2004 10:45)
mba nitovy tsika sy tenio t@ io fa za ko ra anamamy alou d...

fa znay hono aloa tokoa e, mampiakatara tosidra hono ,
d ny olona voan goutte koa toa ts d maahzo mihinana an'io be lotra fa ts haiko ny antony
3. booboo ( 11/05/2004 10:51)
tsy hono fa tena marina izany. Ny anandrano indray mampidina. Raha mpanao hypertension dé io hanina fa raha mpanao hypotension dé anamamy.
4. ikaretsaka ( 12/05/2004 05:19)
dia mmikotrana rehefa avy eo rankizy dia mihena io an.. za rehefa avy midaroka anamamy dia 10 ours dia miverina notmal
5. samoina ( 13/05/2004 07:26)
tenio / mbola tsy tadidiko nanandrana anamamy afangaro henan-kisoa izany mihintsy aho fa toa nataonay ro miaraka @ omby foana hatr@ izay !
6. tenio ( 13/05/2004 07:30)
samoina/ oay e! tsara be, ritina @ menaka fa tsy atao ro.
7. kitjo ( 13/05/2004 19:11)
ritina tsara @ menaka ry Saamoina an
d asina lasary voatabia sy sakay kely
mmmhhhh
ra mahita anamalaho moa vao mainka an...
8. samoina ( 13/05/2004 20:28)
Anatsinà no fanaonay izany fa tsy anamamy
9. kitjo ( 14/05/2004 07:20)
anatsinahy no tena milay az ako (anatsipolitra iany moa io?sao diso hevitra aho)
aty aza misy mivarotra le jakimena maniriniry foana any dago reny fa za oh tsy te hihinana aloha e

d tsy vadrinkely moa sa in ko le misy felany mavo2 iny
10. mumu ( 14/05/2004 07:23)
anamalahy no misy felany mavomavo akia ry fijo a!
11. mumu ( 14/05/2004 07:24)
kitjo manko e! mitovitovy kou ilay ps hihih, io zao de hisy hanao resaka njay an....
no comment hihihi
12. sipagasy ( 14/05/2004 09:04)
Hainareo moa aiza ny misy anamamy aty frantsa?? eny @ taninkatsaka ry reto ann raha sendra mandeha alavitra kely ny tanan-dehibe iny ianareo dia mijanona maka anamamy fa tena matsiro koa ann, fa tsy ny katsak'olona akory ny alaina annnn sao tsatsa eo nareo!!! hi!hi!hi!
13. kitjo ( 14/05/2004 16:32)
mumu> ny anamalaho misy felany mavo2, ny anatsinahy koa (tsipolitra)
d le tsivadrinikely (tsy aiko manoratra azy) misy felany mavo2 sy fotsy2 koa fa madinidinika malama2 zay ny raviny,maniriniry foana eny@ sisin arabe eny


Ary misy anandrano ve any?aty misy fa ratsy kely kely bilitika fa tsy mba oh le avy any Betafo reny,hiih
14. fijo ( 08/06/2004 22:18)
le anamamy sy henakisoa rasamoina milay an.
ny petsay tena top,ary marina io anamamy anay katsaka io,fa za koa mpaka eny.
15. sambatra73 ( 09/06/2004 08:33)
anamamy sy henakisoa tena mmm... ron'anamamy mangindigindy sy henomby + angivy + kôtileta endasina + lasary vôdaby miammm...

Fa tandremo sô d belladone no tangosana ry zalà a... Mtovy b @ anamamy io ary poizina fefa nisy voa..
16. mauricette ( 04/07/2011 13:03)
aty chine nefa ny anamamy maniry toin'ny ahitra fa zareo sinoa aloha tsy mihinana eh!
fa zaho indray de tena maka ary mihinana tsara fa le henakisoa sy anamamy koa aloha tena tsara ary matsiro be eh!mmmm..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1065