Miara-monina

1. xxx ( 11/05/2004 13:39)
Tena azo iaraha-monina tsara ny karana aty amin'ny dezaka aty
novalian'i fijo ny 11/06/2004 00:29
2. fijo ( 11/05/2004 23:44)
dia tompoy ao ary e.
3. tsilan ( 12/05/2004 01:59)
Izy kosa anie ry fijo miteny hoe azo iaraha-monina fa tsy hoe azo tompoina eh. Tena samy hafa be mantsy izany. Sa izaho re olona no tsy mahay Malagasy? Vonjeo ehhhh
4. sambatra73 ( 12/05/2004 10:43)
fangĂ  i Fijo efa nanompo an'azy??

otry ny olona retraretra iany izy e, fa takon'ny mpanao ratsy ny tsara

Evero kely: d refa oatra v ka nanao esiklavazy moderina ny Gasy sasany taty an-dafy d lazaina oe ratsy daolo ny Gasy???
5. mumu ( 12/05/2004 13:47)
traingo njay i fijo hihi
za alou mbola tsy niara-monina anireny karana ireny e!
6. yonikafopl ( 12/05/2004 14:38)
fa hono ho aho e! olona avy aiza marina moa ilay antsoin-tsika hoe karana e! avy any inde ve?
Ka ny biby aza moa afaka miara-monina @ olona ka vao maika ve fa olona samy olona.
7. fijo ( 12/05/2004 23:18)
ka ireny tsy olona fa mpanambaka olona.
8. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:40)
ka tsy olona ireny.. tsy biby.. fa karana!
9. zokinifijo ( 13/05/2004 06:04)
karana d olona ary izay afaka miara monina aminy aloha de zay zany
amiko tokony hahay hiara monina avokoa ny olona rehetra mbas hisian ny filaminana eto antany eto
10. peluche ( 13/05/2004 11:07)
Ny mahagaga anie dia ny fisokajiana fihaviana iray satria ny sasany @ ry zareo no tsy tiana...
Amiko ny olona,dia olombelona tokana zay manana ny fisainany,ny mahaizy azy fa tsy azo tonga dia classena @ny halalan'ny fihaviany na finoany sns...tokana ny olona iray fa marina fa misy influence ny fitazain'ny ray aman-dreniny ,ny toerana niainany sns izay matetika tsy mitovy @ fitaizana ,ny milieu-nao sns...ka noho izany refa tsy mifankahazo tsy azo terena hifankahazo ny olona 2-tsy hitako hoe zay ve no hitsarana ny fiahviany sns...
11. tsilan ( 13/05/2004 13:36)
Ka tsy maintsy misy ny fisokajiana ry Peluche an, raha tsy izany dia karazan'olona iray no isy teto ambonin'ny tany.
Sady jereo koa eo amin'ny fiarahamonina fa misy ny hoe :
Manja, ratsy tarehy
Atsimo-patana, avara-patana
Atsimom-pianarana, Avara-pianarana
Vato notsindrian'ny tany, Vato nasondrotry ny tany.
Olomainty, Olomanga, snsns
12. fijo ( 14/05/2004 00:08)
ka raha mba nahay nifanaja tamin'ny gasy anie izy ireny tsy koi e,fa ity izy sady any aminao no miseho manalika anao no tsy voako aminy.raha hoany amin'ny peluche ve aho dia avy dia hatory eo amin'ny fandrinanareo,sy hitady kaly any an dakozianareo dia hofaly ianareo?
13. kitjo ( 14/05/2004 06:58)
mihetsika ato ny tambavin fijo fa moramora ian yzareo fa anaty vilaniny io an,hihihihi
14. mumu ( 14/05/2004 08:08)
hihihi aleo iteny aby ny tsirairay fa natao anizany ity forum ity knou!
15. peluche ( 14/05/2004 12:46)
fijo:Izy ireny iza?efa ampy zato ve ny karana nifaneraseranao?mazava ho azy fa ilay karana nifanerasera taminao no nanao an'izany,de izy rehetra no hoclassena otran'izany ve?tsy de mahagaga fa enao ary moa tsy nanda natao hoe mitovy @ ny nazi.hiady hevitra @ nazi???
tsilan:ekeko fa zava-misy sady tsy azo lavina zany,fa alohan'ny sokajin'ilay olona-mbola miprime aloha ilay olona @ maha-olona azy.
16. tsilan ( 14/05/2004 13:22)
Fijo an
Ka io indray dia ilay fiaraha-monina sy ny Fanjakana eo amintsika mihintsy no mahatonga azy ireo analika antsika any amin'ny tanintsika. Tsy ny karana ihany fa na ireto fatim-bazaha ireto aza.
Ary manandrama moa mitory na sahala amin'izany fa dia ianao indray no rohizan'ny fitsarana fa mpanala-baraka an-dry zareo.
Raha mandeha fiara ianao Gasy mankany Antsirabe ohatra, dia in-6 voasakan'ny Polisy sy ny Zandary, ary tsy maintsy ambany saosy. Lamy isaky ny voasakana.
Fa raha vazaha no mitondra ny fiara. n'inon'inona entana entiny ao dia misononoka no anarany.
Toa maha-te hiteny hoe i Madagasikaran'ny Vazaha ilay izy.
17. yonikafopl ( 14/05/2004 19:40)
hi hi hi tsilan! ahy antsika i gasikara fa tsy hosoratako ho an'olona izany na misy tsy mety aza ao kou!
fa marina ny an'i peluche hoe tsy azonareo atao kilasy iray ny karana rehetra, toy ilay hoe tsy ny gasy rehetra any France akory no miavonavona sy tsy tia sy manilikilika Gasy vao tonga any aminareo any fa ny sasany fotsiny , dia toy izany koa tsy ny karana rehetra akory no nanao toetra ratsy ry fijo fa ny sasany ihany .
18. fijo ( 18/05/2004 00:10)
peluche asa raha zato ny kisoa any mahajanga fa izy rehetra tany dia nanao io fomba io daholo.toa izany koa ny ao tsaralalana.iza no mba efa nahatsiaro tena fa najaina tao?
19. peluche ( 19/05/2004 16:42)
Tsy olombelona hono ny karana fa kisoa.Zay zany ne hevitr'i fijo,inona moa no hiadin-kevitra @ olona tsy mitovy valeur @ tena,tsy manaja ny zo maha-olombelona ny sasany.
20. yonikafopl ( 19/05/2004 19:54)
fijo , za t@ mbola tany Dago nanana namana karana izay teo tsaralalana teo izy no nipetraka fa tena nanaja ahy mihintsy zareo ka, sady nanampy rehefa sendra mba nila fanampiana iny aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1646