Miara-monina

21. fijo ( 19/05/2004 21:32)
nisy nilany anao izany tao?fa tsy tsapanao.
22. yonikafopl ( 20/05/2004 00:44)
tsy nisy nilany ahy izany fijo fa tena minamana izahay roa a, miara-nianatra izany e
23. fijo ( 20/05/2004 22:05)
mba tsy nisy azony nararaotina indray izany tany aminao dia niova izy hisarihana ny hafa.
24. chipie1 ( 21/05/2004 11:27)
eny e betsaka ny karana mpanararaotra fa tsy ny rehetra!!
25. yonikafopl ( 21/05/2004 15:18)
fijo, hi hi hi tsy mety leo dohika an!
26. xxx ( 21/05/2004 18:10)
le racisme est une pensée sétréotypée,un raisonnement verouillé sur lui-même,qui est rebelle à toute critique.
27. hendry ( 22/05/2004 08:40)
misy karana tsara dia misy karana ratsy ohatran´ny olona rehetra ihany.
28. kitjo ( 24/05/2004 03:33)
xxxxxxxx. samy milaza ze tiany ireo fa manin kosa ary no miafina

ny ahy aloha tsy ny karana iany fa na iza na iza tsy gasy e, samy hanararaotra no hahatongavany ao, afatsy ireny mpanao asa soa ireny
Fa amiko misy ilaina anzareo fa anjaranao no mametraka ny lalana sy manaramaso,
Fa ts aiko oe ho vitan fanjakana v zany fa tsika tsi1 1 koa mila mampiseho anzany fa tsy le vao mahita vazah d "bozour m'ise" manala satroka d refa karana d a"aona patron an"
29. yonikafopl ( 24/05/2004 15:18)
kitjo hi hi hi hi izany ve?
ka na isika samy gasy aza anie ry ireto mifanambaka sy tsy mahay miara-monina fa samy manao izay hahazoany tombontsoa e! ka vao mainka ve fa ny olona ivelany tonga sy mitady ato amintsika ?
Matoa ny namanao mifikitra mafy aminao dia misy raha ao izay ka
30. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:07)
ka izay ilay hoe ny hitsikitsika tsy mandihy irery fa ao raha
31. yonikafopl ( 24/05/2004 22:18)
ikaretsaka ?????
32. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:26)
iznay ko... ohabolana izany
33. fijo ( 24/05/2004 22:45)
marina io voalazan'i kitjo io.fa ny ahy ny kisoa mbola ampiako degre ambony kokoa ny fanenjehana azy sy ireo tsy sahy miseho anarana manohana azy.
34. xxx ( 25/05/2004 12:41)
tsisy resaka fiarovana,na fanakianana ny antony nitenenako an'io racisme io fa zay no karazana définition afaka omena momban'ny racisme.Refa nojerena hoe inona ny mampitovy ny olona mialaza tsy tia foko,nationalité hafa...de zay ny point commun @n'ilay olona
35. yonikafopl ( 25/05/2004 20:09)
ouffffffffffffffff fijo raha ry zareo kisoa dia ianao izany inona kay?
36. fijo ( 25/05/2004 22:42)
olona mpihinana kisoa.ary mpandroaka kisoa ko.
37. fijo ( 25/05/2004 22:44)
ary rehefa miaro ry miara dia arovy tsara ny kisoanao fa aza miafina fa manjary hoaninay fotsiny.
38. kitjo ( 26/05/2004 02:51)
k izay no ataoko oe tsika gasy koa mila mandray andraikitra fa tsy ankinina @ fanjakana fts...
Reny xxxxx miaro sy miray tsikombakomba @ reny ko asina fa ngah izy rery, misy chaine lava be ange ao e, d tsy le lohany aty aloha iany fa afk soloiny iny,
fa le fotony mitsy d raraka aby

ary le gasy mila 19 @zareo rney mitsy no tena masosotra
39. peluche ( 26/05/2004 08:51)
i fijo sy kitjo hoa tsy maintsy entim-po foana refa miady hevitra..
zahako koa de miombon-kevitra @ kitjo na zany aza hoe zay tsy manara-dalana na karana na gasy na vazaha de tokony hovoasazy.Ny lalana tsy tokony hifidy tavan'olona.mahagaga i fijo milaza mpanao lalana no mivona @ izany,hoe satria karana lay olona de tokony hampiarina mafimafy aminy kokoa ny lalàna.
40. peluche ( 26/05/2004 08:53)
fijo.tsy mitovy @ i kitjo mihitsy ny hevitrao satria ny azy dia miankina @ lalana fa ny anao miankina @ fiavian'ilay olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0587