gisa sesika
1. mumu
(
11/05/2004 09:33)
tsika malagasy refa fety de manao sakafo be! de ilay gisa sesika io no mba tena tadidinay mou fa ela iany ny manao azy
diovina tsara ilay gisa , de esorina ny ao anatiny ,de ny aranany iny totona miaraka aminy vary sy tongolo de averina asesika ao anatiny , de andrahoina , elaela iany ny mahandro azy fa tsara be
ho any mpianakavy tsara
mazotoa homana tompoko
raha misy mahay hafa de mba teneno o!

novalian'i kitjo ny 25/05/2004 16:46
3. oully
(
11/05/2004 18:18)
Tadidiko tsara tokoa izy io. Mamofopofona fety mihitsy ny tanĂ na rehefa io no karakarain'i mama ao an-dakozia ao.
5. ralay
(
12/05/2004 03:49)
Ary dia efa izao izany dia miomana ianao ry mumu fa hanaovanao an'io gisa sesika io izahay @ fihaonan'ny namana manaraka an. Misaotra mialoha anao ry mumu fa hevitra tsara io.
10. fijo
(
20/05/2004 00:32)
mumu an,efa hitanao ihany ny kiboko ka dia mba ataovy misimisy anie sao tsy ahazo ireo tonga aoriana ireo e.izay an.
11. kitjo
(
25/05/2004 16:46)
ihihiihhi
ka ny kibon fijo efa ngeza mety tsy antonina tsy ahasesika fir tsn fa le fisapisaka reny zao no mbola mandrapaka be koooo
ka ny kibon fijo efa ngeza mety tsy antonina tsy ahasesika fir tsn fa le fisapisaka reny zao no mbola mandrapaka be koooo