ady @ tsolotra

1. xxx ( 11/05/2004 10:30)
Les initiatives de l’actuel gouvernement à lutter contre la corruption ont porté ses fruits...
Jereo @ io link io ny tohiny fa lava be

http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21147&r=4&d=2004-05-11
novalian'i xxx ny 24/07/2004 07:57
2. xxx ( 11/05/2004 13:31)
Mba fanontaniana ry xxx an,
ahoana no fomba fametrahana io rohy io eto amin'ity foraoma ity eh?

Fa io mila karama tsara ho'a, fa tsy vitan'ny fanenjehana olona fotsiny. Ho feno anie io fonja io eh. Na tsy hisy mpiasa intsony any amin'ny birao rehefa kelikely
3. kitjo ( 11/05/2004 13:59)
za nanoratra an'io fa zany oe tsy tiako hiseho ary @ pejy voalohany fts fa bdb zvt sujet nampidirko androany vaovao t@ gazety aby d manjary feno le pejy voalohany ary,hihiih

xxxx> nadikako fts le link fa zareo admin ngamba naamdika an'io na koa mivadika ho azy ts fatako
4. xxx ( 24/07/2004 07:57)
nareo manao anzany fa mbola ho ela be le izy io wa vô ho foana eh de we mena karama betsaka ve!!! ka misy le lafin oulona efa nomena karama betsaka mintsy aza mbola mibolila ihany koa(mpiasan ny douane io) satria zao ; indray andro raha efa we andro tsy fiasana ny 25 jona 2004 de nisy entanay (mpiasan ny zone le sipa manoratra) tsy maintsy nalefa efa we tsy mety ny handefasanana azy zany fa na ny lalana ao tana aza ho tapaka mandritra ny androny 26 jona ary tsy misy birao misokatra mintsy de mbola lasa soa amatsara ihany le entana!(ny mpiasa rahateo niasa ny 25 jona totolo andro sy alina refa notambazana vola kely) de le douanier hanao fitsirihana le entana an toa notsolorandry zalahy sôsy de nanaiky nanao le declaration ihany na de efa andro tsy fiasana aza! le entanamoa zavatra tsy we tara be manao ahôna fa toa mbola ny faha29 aza le sambo vô we ho tonga any toamasina! asa eh !de le efa niangarana nomena karama be mintsy aza zany io mibolila io koa midika we ze omena sôsy be de vô maika maka sôsy be @ alalalany tsolotra sa manahoana hoy ianareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2099