Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
joda ( 20/05/2004 07:27)
ireto no zavatra tena mankaleo ny bandy
sipa mitaraina lava voretra tia mijerijery bandy hafa... suite
répondu par fijo le 26/08/2004 22:40
joda ( 20/05/2004 07:24)
manomboka leo ny olona..
tokony hitandrina ny mpitondra... suite
répondu par rixes le 10/08/2004 06:59
tsilan ( 20/05/2004 01:48)
Jaojoby, USA
heno fa handalo any USA i Jaojoby amin'ny volana Jolay. Misy namana te-hijery mafy mihintsy koa miangavy ireo mba mahafoy fotoana mba hanoratra eto hoe aiza no mividy ny takila fidirana amin'ireo famp... suite
répondu par cutie le 07/06/2004 20:11
tsilan ( 20/05/2004 01:31)
Tokony mba haneho hevitra matetika ny filoha
Amin'izay mantsy mba hita tokoa fa misy mpitarika ny Tanana fa tsy hoe izay tian'ny mpanam-bola no atao. Sady mba manome hery ny vahoaka ny fahita fa misy mpitarika izy eh, na sarotra aza ny ady. Ko... suite
répondu par cutie le 01/06/2004 17:34
jhouhlambout ( 19/05/2004 18:25)
125 ans...!!!!
Zany hono ny tokony ho durée de vie normale ny olona, fa vokatry ny zavatra manodidina sy ny stress, sy ny sisa.... dia mihena. Ka inona ary ny hevitrao momba izany?... suite
répondu par olly le 19/06/2004 16:15
mazely ( 19/05/2004 13:05)
ilaina ve ny bogosite aminao
amiko aloha tena tsy ilaiko e! tsy hoe tsy bogosy ny ahy fa ny fanahy sy ny toetra no tena zava-dehibe. sa ahoana.... suite
répondu par tequila le 04/08/2004 07:09
xxx ( 19/05/2004 12:05)
Iza no taloha ny Atody sa ny Akoho?
Amiko ny atody no taloha, satria raha tsisy atody tsisy akoho. Sa ahoana? ... suite
répondu par fijo le 26/05/2004 21:04
fijo ( 19/05/2004 04:17)
landivola,rapatrice iza koa?
vao avy namaky midi aho dia nahita fa nisy sipakely nisehoan'andriamanitra tao tana???? efa henoko koa fa izany rapatrice izany dia efa nisehoan'i marie? mahagaga,i andriamanitra io ve manana endrik... suite
répondu par fijo le 01/06/2004 04:56
tsilan ( 19/05/2004 04:10)
Mandaitra marina ve ny sur'eau
Salama daholo Ny sur'eau dia aparitaka eto amintsika hiadiana amin'ny Cholera, ary dia fikambanana Amerikana no misaha izany eto amintsika. Raha ny vaovao voaray alefan'ny NYSDEC mikarakara ny tonto... suite
répondu par tsilan le 30/05/2004 00:57
tsilan ( 19/05/2004 03:57)
Raha mandalo eto Madagasikara tokoa i Chirac
Dia miantso ny malagasy rehetra aho sy ireo izay nanana ny voina nandritry ny fanjanahantany mba hilanja sora-baventy fanoherana ny ataon'ny frantsay amin'ireo tany nozanahany teo aloha, ary hanao fit... suite
répondu par fijo le 26/05/2004 23:28
xxx ( 18/05/2004 23:33)
http://www.sxc.hu/
Ho an'izay mila sary hanaovana design isankarazany dia tena mahafinaritra io site http://www.sxc.hu/ io satria hahitana sary maimaim-poana... tena interessant.... suite
répondu par donemaskit le 24/08/2004 21:17
joda ( 18/05/2004 15:13)
aty aminay aty dia la mode be mihintsy
ny mampiseho slip..asa rahoviana no ho tonga any dago... suite
répondu par mirabel le 08/05/2005 15:52
olly ( 18/05/2004 12:47)
ze afaka manampy azafady é!
clavier visuel no apesaiko fa simba ny pilotes -ny ,tsy informé ny momba azy(tsy manana logiciel de clavier @ CD-rom fourni hatrany am-bôloany koa) vô mi-toucher sur clavier tsotra a de mi-figer n... suite
répondu par ramaso le 07/06/2004 03:20
donemaskit ( 18/05/2004 11:25)
Festival de Cannes 2004
Raha tsorina : "Le Festival de Cannes a pour objet, dans un esprit d'amitié et de coopération universelle, de révéler et de mettre en valeur des oeuvres de qualité en vue de servir l'évolution d... suite
répondu par donemaskit le 04/06/2004 19:19
kitjo ( 18/05/2004 08:27)
fivarotan-tena: 300ariary???
Mampalahelo!!!!!!!! mba vakio ange e,sady any an-tanana http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21359&r=11&d=2004-05-18... suite
répondu par chipie1 le 30/05/2005 19:39
fatsoraly ( 18/05/2004 07:42)
Top University
Iza kay no mahay teny allemà afaka mandika an'ito? http://www.stern.de/campus-karriere/uni/index.html?id=522640&q=tübingen Ho anareo izay nianatra tany, marina tokoa ve ny voalaza ao? Mba andeha... suite
répondu par ramaso le 07/06/2004 03:07
xxx ( 18/05/2004 06:56)
harcèlements moral
ahoana indray ry zareo no fomba fahitanareo an'io amin'ny fiainanao na ny fiaraha-moninao andavanandro?inona no toerana tokony horaisin'ny voasedra amin'ireny cas ireny,satria mantsy rehefa tsy tafari... suite
répondu par booboo le 06/06/2004 13:36
xxx ( 18/05/2004 05:34)
Mila torohevitra
Miarahaba an-tsika rehetra, Mba toroy hevitra aho r'ireto fa misy zavatra manahirana ny saiko â! T@ mbola ankizy dia nisy ankizilahy izay, tena hitako mintsy fa tara b tamiko izy (izaho izay manor... suite
répondu par fijo le 03/06/2004 21:18
lema ( 17/05/2004 19:17)
afa ihany ialy voalohany
ahona ny fandraisanareo zany premier amour nareo zany tsy maintsy ho tinareo be v le izy sa tsy ho dinonareo fotsiny,misy mantsy izy reny vita par accidents... suite
répondu par booboo le 14/08/2004 10:00
nykanto ( 17/05/2004 15:17)
fikambanana
Faly maiarahaba antsika, Diso toeran izy ity ka adikako fanindroany indray eto : Tiako hampidirina ity lohateny ity eto, ary inoako fa manana ny lanjany koa eo amin'ny sehatry ny kolontsaina malaga... suite
répondu par toetra le 30/08/2004 13:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8