Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mangakely, milahatra araka ny daty
mangakely
(
26/07/2004 05:18)
Mitanjaka
Mahamenatra ny olona raha mitanjaka ny vatany kanefa tsy mampaninona azy raha mitanjaka ny maha olona azy dia ny fanahiny izany. Ny fihetseham-po sy ny avoakan'ny vava no hahalalana ny olona iray. Rat...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:33
mangakely
(
13/07/2004 09:40)
Ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena avy any ivelany eto madagasikara.
Misy zavatra mampieritreritra ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena vahiny eto Madagasikara. Teo aloha i Ingahy Abdoulay Wade filoha senegalais, izay fantatra @ fiaraha miasa akaikiny @ France. Izao i...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/07/2004 07:58
mangakely
(
13/07/2004 05:34)
Ampitomboy ny olon-tianao dia hihena ny fahavalonao"
Mifameno ny lahy sy ny vavy. Iza ary no afaka mameno izay tsy ampy ato amiko @ fiainana sy ampiko @ izay tsy ampy aminy ao @ fiainany. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 21:23
mangakely
(
22/05/2004 13:40)
Resaka andriana sy ny fitsidihana ny Rovan'Ambohimanga
Nahamenatra sy nahagaga ihany ny fandavan'ny fikambanan'ny taranaka andriana ny fitsidihana izay saika ataon'ny filoha sénégalais tao. Tsy azo hidiran'andevo hono ao....
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2004 00:24
mangakely
(
22/05/2004 13:31)
Ny fahatogavan'i Abdoulaye Wade filoha Sénégalais
Tsy dia mazava ary tsy dia misy antony loatera ny fahatongavan'andriamatoa Abdoulaye Wade eto Madagasikara....
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 20:07
