Ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena avy any ivelany eto madagasikara.

1. mangakely ( 13/07/2004 09:40)
Misy zavatra mampieritreritra ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena vahiny eto Madagasikara. Teo aloha i Ingahy Abdoulay Wade filoha senegalais, izay fantatra @ fiaraha miasa akaikiny @ France. Izao indray dia ho avy i Ingahy Jacques Chirac @ 27 juillet 2004 sy janvier 2005. Ny fahatongavany voalohany no tena tsy mazava satria dia io andro hahatongavany io ihany izy dia lasa indray araka ny loharanom-baovao azo. Sa kosa ve mety hanatitra olona aty fotsiny ?
2. ari.malala ( 13/07/2004 13:32)
Dia iza nefa ilay olona hateriny?
3. nykanto ( 13/07/2004 15:07)
Ary sao dia misy mahalala hoe avy aiza izy? sao dia mba escale io ?

Ny Kanto
4. kally ( 13/07/2004 15:31)
tys hitako mihitsy izay antony handehanany aty.Izaho aloha dia tsy mahatoky an'ilay filoha frantsay iny mihitsy e!tsy manao afa-tsy asa maizina mantsy iny.ka sa,sao dia tokony hihetsika ary isika @ izany?Iny nage no mampialokaloka an'i Ilayjamba e!
5. ramoul ( 13/07/2004 15:46)
Sao dia mba hapirisika an' Ilayjamba ary ny antony andehanany any? Zah aloha tsy mahafantatra é!
6. hendry ( 14/07/2004 10:54)
ny kanto> :-)
kally> hihetsika nefa dia hanao inona?
7. kally ( 14/07/2004 11:33)
Manohitra ny fahatongavany,maneho ny tsy fahafaliana sy ny tsy fahatokisana azy ka inona indray?
8. atmos ( 14/07/2004 11:55)
Aza mandany andro @ zany ra zareo a, ka afaka hano in mou izy e. Ka mitondra vokany inona koa le fihetsehana e? Matokia ny filoha fotsiny e, izy mahalala izay mahasoa ny Malagasy, izay no maha filoha azy, ary adidiny izany.
9. mangakely ( 14/07/2004 12:26)
Raha ny hevitro aloha dia mety ho iry amin'ny Pierrot sy i Ratsiraka no ho entiny eo e ! Réconciliation nationale io e !
10. atmos ( 14/07/2004 17:31)
ka tsy tsara ve zany ry mangakely a, mifamela heloka sns...
11. nyhoavy ( 16/07/2004 09:51)
Mba mailo ihany...I FranceAfrique hiaramahalala fa tsy i Ra8 mihintsy noho safidiny... Ka raha tena mitondra olona izy (Pierrot ohatra) dia tsy ho atao noan-dalana miserana fotsiny iny...
12. mangakely ( 19/07/2004 10:20)
:lol:
13. sipagasy ( 23/07/2004 18:32)
Ny vy hono tsy mikotrana irery é!
14. kitjo ( 24/07/2004 11:04)
marina zany!
ary ma mailo amzay fa sao tsy misy ho anay sy ny zanakay tsn fa raofiny ao aby ny kely ananana! (be manko fa saronany e, mety andeha handroaka azy izy, satria tsy nentin deba sady tsisy sahy maka d izy mitsy no ho any)
15. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:58)
izay mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5044