Mitanjaka

1. mangakely ( 26/07/2004 05:18)
Mahamenatra ny olona raha mitanjaka ny vatany kanefa tsy mampaninona azy raha mitanjaka ny maha olona azy dia ny fanahiny izany. Ny fihetseham-po sy ny avoakan'ny vava no hahalalana ny olona iray. Ratsy ny asehony dia maloto izany ny ao an-tsainy sy ny ao am-pony.
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:33
2. rivorijasoa ( 26/07/2004 07:09)
Tena marina izany ry mangakely a!
Ary efa maro mihitsy ny olona izao no tsy mahatsapa tena intsony fa na dia eny imasom-bahoaka ary dia miraradraraka ny teny ratsy,( mahasosotra :evil: )
3. ramoul ( 01/08/2004 18:01)
Inona tsony moua no tokony ahamenaytra azy? :evil:
4. fijo ( 12/08/2004 21:15)
ny manompa anie ka famoahana ny maloto e.avoaka eo amin'ny vava izy dia madio ny tena avy eo.raha tsy avoaka io lasa aretina ao an kibo ao.ih,ih,ih,
aza masiaka fa za tsy mpanompa an.
5. ikaretsaka ( 12/08/2004 21:24)
misy mahamarina izay an'i fijo izay mihitsy
6. booboo ( 13/08/2004 08:14)
fa ny tsy mety angé dé lé arianao any @ oul hafa indray ilay maloto avôkanao e ! ôtra oe poison iny tsy maintsy avôka fa zany tsy midika oe ataovy poubelle fanarianao ny poisons-nao ny oul hafa ! Sady koa tsy oe refa te-wiwi enao dé eny am-povoan-dalana hitam-bahoaka no hi-wiwi fa eny @ takona ! dé ôtra zay koa no tokony fandehany raha hendry ilay oul !
7. fijo ( 16/08/2004 21:24)
ka raha nanao ny tsy nety taminao kosa ve ilay olona tsy halefa any daholo aloha izay ompa kely ao anaty ao?
8. booboo ( 17/08/2004 11:42)
dé averiny ariany any aminao indray ny narianao tany aminy fa ny double-ny ! dé cercle vicieux ny hiafarany ! harary fo ny farany ! évacuer -o any @ mangingina any dé ombohy ankolaka refa avy teo !
9. fijo ( 17/08/2004 18:59)
an an manompa dia miala eo hainga fa tsy miandry ny fameriny ka.
10. chipie1 ( 26/08/2004 11:09)
ry fijo zany efa mpanao azy ! :D
11. fijo ( 26/08/2004 21:15)
an an tsy tia manompa mihintsy aho,fa mba manoro izay mila hevitra fotsiny. :P :lol: :D :-D :°) :-*
12. pitchou ( 27/08/2004 11:14)
fijo wa aza manoro zavatra tsy fanaon'i fijo zany fa manahirana! mila détails ny olona d tsy afaka manohy akory fijo! mba izay tena voafehy tsara atoro!
ramaso> manao resak'olon-dehibe mivaralila indray ny ato ramaso fa akipio kely alou ny sofina an!
13. ikaretsaka ( 27/08/2004 19:26)
pitchou> zaro @ lalana tokony alehany ny ankizy.. raha tsy mahay izy ampianaro..
14. kitjo ( 30/08/2004 02:37)
ika> iza @reo ny ankizy? :lol:
15. fijo ( 30/08/2004 23:03)
ka ny ahy anie ny ventiny no atoroko fa raha mitady detaille izy dia alefako any amin'ny dimbaka eny analagam e
16. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:16)
kitjo> Ramaso sy Yonika
17. fijo ( 31/08/2004 20:05)
mety ho coupla manifika. :-* :P
18. ikaretsaka ( 19/01/2005 03:41)
hmmm :} :-D
19. fijo ( 19/01/2005 22:33)
izany ry yonika an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2683