Ampitomboy ny olon-tianao dia hihena ny fahavalonao"

1. mangakely ( 13/07/2004 05:34)
Mifameno ny lahy sy ny vavy. Iza ary no afaka mameno izay tsy ampy ato amiko @ fiainana sy ampiko @ izay tsy ampy aminy ao @ fiainany.
novalian'i fijo ny 12/08/2004 21:23
2. atmos ( 13/07/2004 12:29)
Izaho aloha manohana io fehezan-tena eo @ lohateny io e, sady mahafinaritra be ilay izy.

"Ampitomboy ny olon-tianao dia hihena ny fahavalonao"

Tsy ny olona kôtina ange zany e, fa olona tiavina @ maha mpinamana, mpiray tanindrazana, mpiray firenena, mpiara-miasa sns...
3. ari.malala ( 13/07/2004 12:55)
Mahafinaritra ilay fehezan- teny ka!
4. yonikafopl ( 13/07/2004 15:42)
tohanako ny hevitra'i atmos
ramaso> ny olon'tiana ange tsy midika mihintsy hoe sipa e!, betsaka ny azo atao namana ka , ary ny namana dia olona tiana, tsy tompon'ny fo fa akaikiny fotsiny hi hi hi hi hi hi hi
5. ramoul ( 13/07/2004 15:53)
Tsara ilay fehezan-teny aloha é!
atmos raha mitady olon-tiana ialahy dia tsy tokony io ny fehezan-teny natao fa afa mintsy.
6. atmos ( 13/07/2004 21:44)
ramoul : mba omeo spapa ary we lesy
7. kitjo ( 14/07/2004 02:01)
ka i mangakely no nanao azy dia ny namana no ataony mifampitady fa izy lasa,hihihihi

atmos> ngah ko ianarana zany?
8. fatsoraly ( 14/07/2004 02:15)
9. atmos ( 14/07/2004 11:57)
kitjo : ka sô de mba "phrase pertinente" ny an'i lery kou.

Alefa ramoul a?
10. mangakely ( 14/07/2004 12:14)
Tsy lasa akory fa eto ihany ry kitjo a !
Olo-tiana daholo ny rehetra na ny namana na ny sipa fa " ny fahaizana mitsinjara sy mametra ny fitiavana no hahalalana ny olona tena manana azy".
11. rivorijasoa ( 15/07/2004 04:41)
izay ilay hoe ataovy be dia be ny namana fa iray ihany no itokiso.... !
12. peluche ( 15/07/2004 09:53)
betsaka ny interpretation hatao an'ilay olon-tiana.Hataovy mazava tsara fotsiny @ voalohany rehefa mahita olona manaiky hoolon-tian'i mangakely sao tsy mitovy ny resakareo
13. mangakely ( 17/07/2004 06:35)
Ny FITIAVANA dia iray ihany ry fa saingy ny toetrany no maro. Izay no mahatonga antsika hihevitra hoe hafa ny fitiava-namana sy olona iray manokana.
- Ohatra iray : mpinamana lasa mpivady.
Dia mihevitra ve isika fa hafa ilay fitiavana maha mpinamana teo aloha sy ny maha mpivady taty aoriana ? Iray ihany io fa ny akanjo nisalorany no hafa.
14. xxx ( 20/07/2004 11:10)
RY JESOSY TOMPO, mba teneno i mompera tsy hiteny ahy hanapaka ny queue de cheval ko amin'ny mariazikofa mba samy iray klioba ihany tsika. Ny ahy misy lastika fotsiny.
15. ari.malala ( 20/07/2004 11:57)
Inona no hidiran'ilay resaka queue de cheval @ le resaka alo fa tsy azon'ny tenanay mintsy ê! d manin no tsy sahy miseho masoandro?
16. methode ( 20/07/2004 22:53)
ari.malala> Mety zanaky ny maizina io matoa tsy sahy miseho masoandro!! Hihihihi! Sady miantso an'i Jesosy ao anaty maizina ao!!
17. jhouhlambout ( 21/07/2004 06:25)
:-D
18. pitchou ( 22/07/2004 01:28)
fanina tanteraka aho! :wink:
19. ari.malala ( 22/07/2004 06:13)
Vonjeo r'izareo fa fanina hono i pitchou â! sao mianjera eo io! :)
20. yonikafopl ( 22/07/2004 15:03)
fa inn no maha fanina an'i pitchou????????????
misehoa ianao ry xxxx fa mahafanina hono a! :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1382