Ampitomboy ny olon-tianao dia hihena ny fahavalonao"

21. mangakely ( 26/07/2004 05:14)
Misy ny olona dia maniratsira sy tsy manaja tena no tsy manaja ny hafa ihany koa. Ny fanajanao ny tenanao dia mandrisika ny hafa hitia anao.
Raha mahamenatra anao ny miboridana nahoana kosa no tsy mahamenatra anao ny mampitanjaka ny ao anatinao amin'ny alalan'ny teny sy ny fihetseham-po ?
22. mozart ( 04/08/2004 17:48)
ahoana koa zany, saoà de vô maika aza manampy ny faha8 zany le :( raha efa an'olona na tsiriritin'ol de ahoana ? mmhhh, aleo milamina aloha e!!!! :x
23. fijo ( 12/08/2004 21:23)
za moa dia efa mampitombo an'io fitiavana io foana hatrizay ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3867