Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nyna ( 01/06/2004 10:57)
Betsaka ny vehivavy "dominante"
Za ry zareo mahatsapa fa lasa betsaka ny vehivavy "dominate" ao @ couple @ zao toetr'andro iainantsika zao a! tena mifamadika ny rôle indraindray! ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i nyna ny 21/07/2004 09:58
hery ( 01/06/2004 10:07)
E.N.I. Fianarantsoa
Gaga fotsiny aho mahita ny site vokari'ny tanora mpianatray ny ENI ao Fianara amin'izao. Ny hita dia hoe nisy fivoarana be ka efa maharaka ny fivoatry ny informatika iraisam-pirenena. Mazotoa daholo... tohiny
novalian'i blondin ny 03/03/2005 16:47
fijo ( 31/05/2004 22:28)
mino sy tsy mpino
izahay tsy mino ny tsy hita dia tsy mba voafehifehin javatra. hafaka mamakafaka rehefa mahare vaovao. malalaka eo amin'ny fisainana sy ny atao satria tsy misy boky mandrara izay tianay hatao. tsy m... tohiny
monixstar ( 31/05/2004 13:13)
après rasage
A l'occasion d'un sondage sur les lotions "après-rasage", on demande à un homme : - S'il vous plaît, qu'est-ce que vous mettez après vous être rasé ? - Mon pantalon. ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:10
monixstar ( 31/05/2004 12:56)
Iza avy no efa matanjaka?
mitenena raha mitady fanaka mampatanjatanjaka... tohiny
novalian'i samoina ny 02/06/2004 07:48
latifa ( 31/05/2004 12:28)
Te-hifandray amin'ny malagasy aty ami'ny tany Arabo
Raha mipetraka amin'ny tany silamo ianao dia mba te hifandray aminao aho.(Maroc-Egypte- Tunisie-Lyba, sns....)... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2005 07:37
kinaoly ( 31/05/2004 00:11)
isan'ny sakafo
ilaina ve sa tsy ilaina ny goûter ? raha ilaina dia isaky ny @firy ? ... tohiny
novalian'i methode ny 05/08/2004 11:03
xxx ( 30/05/2004 15:34)
ho an'ireo mpanapy sy mpanamôly
tsy haiko na efa nandeha tato izy ty na tsia nisy mpanao gazety nanao enkety momba ny fahatezàna nandeha tany @ auspice nahita rangaha antitra b telo d nanao interview: -ledadabe1 : hono wà... tohiny
novalian'i arimalala ny 19/11/2004 09:33
nikopol ( 30/05/2004 09:07)
Antson'ny fo (love me tender)
Efa ho tonga ity ny été, fotoanan'ny fialan-tsasatra. Mila amour de vacances aho izany. Ny vehivavy tadiaviko dia vehivavy tsy dia nahita fianarana firy.... tohiny
novalian'i namanabe ny 12/04/2005 12:38
donemaskit ( 30/05/2004 09:07)
Rolland Garros
H@ fahazazako ah no nanaraka an'ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, nefa za tsy mba mpilalao tennis ! Aôna raha mba miresaka kely an'izy ity e ? Efa nanomboka moa ilay izy, betsaka ny favoris ni... tohiny
novalian'i fijo ny 09/06/2004 00:04
softpar ( 30/05/2004 05:31)
Logiciel de Mathematiques pour les futurs bacheliers
Efa mivoaka izao ilay logiciel Mathematique Softpar EfdeX 1.0 fomba fianarana vaovao ny taranja Mathématique @ alalan'ny ordinateur. Koa manasa ny mpianatra rehetra eto Anatananarivo sy ny manodidin... tohiny
ralipo ( 30/05/2004 00:08)
Vaky love
Efa ora maro ity mpamily fiarakaretsaka iray no niasa nefa mbola tsy nitondra na mpandeha iray aza. Tampoka teo indro misy olona manainga tànana manohana ny diany. - Tena ho vaky love ihany aho... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 04:58
xxx ( 29/05/2004 17:10)
horoscopes
horoscopes,caractériologie mifandraika amin'ny anarana,numérologie, etc , mino ireny ve ianareo? ary moa ve mitombona ireny aminareo fa raha izaho manokana dia ny resaka toetoetran'ilay olona (cara... tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2004 06:09
fatsoraly ( 29/05/2004 15:23)
Mitady asa tena izy?
Mily olona polyvalent: http://www.mossad.gov.il/ ... tohiny
fatsoraly ( 29/05/2004 13:40)
Mampiesona ve i Landivola?
Asa izay hevitrao fa raha izaho manokana dia miseho amiko isan'andro isan'andro Andriamanitra. - Raha tsy Izy aho tsy velon'aina tahaka izao. - Izy no mitantana ny diako @ izay rehetra alehako - Iz... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/10/2013 06:04
kitjo ( 29/05/2004 12:59)
mandrapanoratra vetivety.....
Miala tsiny ho an' izay manoratra fa tsy afaka miditra matetika intsony aho fa tsy miavona araky ny lazain'ny sasany akory. Manao veloma vety2 fts fa refa sendra misy fotoana kely miditra ihany maman... tohiny
novalian'i xxx ny 14/08/2004 05:42
mijo ( 29/05/2004 12:22)
Ndao mba hiteny RAINIBOTO
Maninona raha mba mifampiresaka @ fiteny vahiny indray isika e ?.Nosy manko ny Nosintsika ka tokony hahay fitenim-pirenena hafa isika. Izay tianareo na Anglais na Allemand fa mety daholo. Bye... tohiny
novalian'i fatsoraly ny 10/07/2004 14:59
xxx ( 29/05/2004 06:11)
tiako ianao
ampy ahy ve ny milaza izay amin 'ilay olontiako? tiako ianao ampy izay, tsy asiana hoe nahoana ! raha tsy hoe envoy er-na , d avy eo manisa hafatra ... d firy moa izy teo ? 50 !! ... tohiny
novalian'i atmos ny 01/07/2004 21:39
hery ( 28/05/2004 23:27)
Zo tsy hahomby
Vao avy niresaka tamin'ny namako anakiray aho dia nitantara taminy ny zavatra niainako indray taona izay... nahazoako sy nanekeko an'ity Zo tsy hahomby (Right to fail) ity. Ny olona mantsy matetika mi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:55
fatou ( 28/05/2004 21:09)
aza mitapitapy
mba sport tsy mila vatana be atao ry gasy à oh: boule,haiady,course de fond,cyclisme,... mandany vola fotsiny mankany andafy nefa tsy ao mihitsy. éla ve de mieritreritra handresy vazaha @ basket n... tohiny
novalian'i totty ny 26/12/2004 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5135