Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo
(
04/06/2004 16:40)
ahoana ndray ty?
http://www.funpic.hu/fun-bin/picviewe.cgi?pic=ot10045&kateg=ujak...
tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:28
xxx
(
04/06/2004 13:51)
avortement urgent!!
inn kay ny fanafody ho anina ra mihoatra ny 4 bolana ny enceinte nefa tsy t-hitazona ilay zaza!!
inn remède efficace injindra!?
ba valio moa fa tena URGENT!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:08
ravatorano
(
04/06/2004 10:50)
tsy manaiky ny hisondrotan ny frais 1550fmg eo amin ny taxi be eto Antananarivo ny Pladic sy ny Ascoma
Reko tamin ny vaovao tamin ny radio teo fa sia tsy manaiky ny hiakaran ny frais ho 1500 fmg ho an ny taxibe eto Tanà izany ny Pladic sy ny Ascoma izay fikambanana anakiroa miaro ny zon ny mpanjifa.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2004 23:37
ravatorano
(
04/06/2004 10:41)
hotely le rubis nivoaka ny didy
niverina amin Ingahy Rabetsintota indray izany ny Hotely le Rubis rehefa avy namoaka ny didy ny cour suprême .Raha mandalo amin iny faritramisy ilay hotely nefa ianao dia mahita kely maso efa nanao f...
tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:41
ravatorano
(
04/06/2004 10:25)
Hamoaka 100 miliara fmg ny fanjakana malagasy
Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra fa hamoaka vola zato miliara ny fanjakana mba hametrahana araton 'aina.Izany dia mahakasika nyfamatsiana ny entana ilaina andavan 'andro.Tapaka koa fa ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2004 21:26
ravatorano
(
04/06/2004 08:49)
mirongatra ny mpaminany eto amintsika
fa maninona no mirongatra izay tsizy amizao fotoana izao ny olona milaza nahita an Andriamanitra ary misy asa mitompo teny fatratra fa mpaminany tokoa amizao.
Lozan ireo izay sahy mitsangana amizay k...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2004 00:34
kitjo
(
04/06/2004 07:18)
mpaminany Isaia hono i Alberto polisy
Nisehoan A/tra koa hono lery nitondra hafatra. Tsy nitondra haaftra fts fa sady mpaminany hono izy.
...
tohiny
novalian'i Sabatra ny 30/12/2010 01:39
samoina
(
03/06/2004 13:34)
Reny sy zanaka
Raha ianareo no reny dia inona no mba irianareo atolotry ny zanaka ho anareo amin'ny andro fety ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/06/2004 22:25
xxx
(
03/06/2004 01:06)
O ry NY an
Mba fanalana azy anie ilay kitra atao amin'ny 3 sy 4 eh. Tsy maninona na vehivavy aza no betsaka amin'ny ekipanareo. Raha tsy mahavoa ianareo dia andao fanorona no atao eh...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2004 04:21
ikaretsaka
(
03/06/2004 00:02)
Raha mi interpreter hiran olona
raha mi interepreter hirana mpihira gasy kami arrange azy ka mametraka azy ao anady kapila kay dia ahoan any atao amin'ilay tena tompony.. ahoana ny fiasan'ny omda ho an'ireo olona mipetraka any ivel...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2004 23:29
nikopol
(
02/06/2004 14:47)
Tantaranam-piodina
Tantara niseho tao amin'ny hotely lehibe iray tao an-drenivohitra. Rehefa vita ny natao dia nakanaka saina teo ampadriana nampirehitra sigara ralehilahy.
Ralehilahy :
-ny ahy azoko antoka ny vadi...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:26
tsikitsiky
(
02/06/2004 14:01)
Mitady olona mipetraka ao Lille
Manao ahoana daholo!
Mety hipetraka ao Lille aho @ rentrée 2004/2005 ka sao dia mba misy namana afaka manome renseignements?
Ny tena tiako ho fantatra dia ny momba ny logement: mora mahita ve raha...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 23/07/2004 16:52
tsilan
(
02/06/2004 12:17)
Vinavinan'ny tantsaha
Manahy mafy izahay tantsaha amin'ity taona ity fa mety hitombo izay tsy izy ny halabotry sy ny hanoanana ety ambanivohitra mandritra ny maitso ahitra. Sady mety ho lafo arivo ariary mahery ny vary ira...
tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:51
kitjo
(
02/06/2004 11:23)
appel international mora!
Inty misy reseau telephone vao2 sady mora be, afaka atao na aiza na aiza
http://www.1cellnet.com/
Mila connecter-na @ internet ilay appel ametrahana ilay numero hoantsoina sy ilay miantso, fa afak...
tohiny
novalian'i kitjo ny 01/07/2004 15:13
booboo
(
02/06/2004 11:14)
RNSTK 2004
misy handeha ve ato @ namana ?...
tohiny
novalian'i vozongo ny 25/07/2004 10:52
nikopol
(
02/06/2004 11:03)
Miala amin'ny sigara.
Afak'omaly ny andro iraisampirenena miady amin'ny fifohana, aminareo zay efa tafala tamin'ny sigara, inona no nataonareo?
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/06/2004 22:43
bichette
(
02/06/2004 07:48)
Harry Potter ...
Anisan'ny tantara tena mahaliana tokoa ny tantaran'i HARRY POTTER, na ny ankizy tsy mpamaky boky aza lasa tena tia mamaky boky (bokin'i HARRY POTTER). Inona no mba hevitrareo amin'ny resaka "sorceller...
tohiny
novalian'i samarina ny 18/06/2004 13:58
hery
(
02/06/2004 07:06)
Ho an'ny admin eto @ forum
Salut daholo,
Tsy disponible kely ny forum manokana ho an'ny admin hatramin'ny omaly fa tafiditra ao anatin'ilay projet fanamboarana forum ilay izy kanefa mbola tsy vita.
Zah androany tsy miasa fa ...
tohiny
novalian'i admin ny 22/06/2004 09:33
cowboy
(
02/06/2004 04:46)
fivoriana goavana
Indray andro, nampiantso ny vorona rehetra ny railovy fa misy olana tsy maintsy iadian-kevitra.
Tonga teo daholo ny vorona rehetra hafa-tsy vorona iray...
Iza ary io vorona tsy tonga io ?
[ ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:56
cutie
(
01/06/2004 18:50)
mitady recette fanaovana godrogodro
zay mahay manao godrogodro na manana recette nareo mba omeo ahy azafady . Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2005 18:37
