Tantaranam-piodina
1. nikopol
(
02/06/2004 14:47)
Tantara niseho tao amin'ny hotely lehibe iray tao an-drenivohitra. Rehefa vita ny natao dia nakanaka saina teo ampadriana nampirehitra sigara ralehilahy.
Ralehilahy :
-ny ahy azoko antoka ny vadiko fa tsy mba miodina izany.
Ravehivavy nijery fitaratra sady nandamindamina volo.
Ravehivavy :
- ny ahy azoko antoka ny vadiko fa mieritreritra tahaka anao io mihintsy.

novalian'i kitjo ny 03/07/2004 05:26
8. nikopol
(
04/06/2004 14:25)
Ravehivavy somary nitsiky :
- Eric namanao nge mitovy aminao koa ny eritreriny.
- Eric namanao nge mitovy aminao koa ny eritreriny.
9. samoina
(
05/06/2004 06:57)
Tafaresaka Lejofi sy Ndretsa, namana mpifanolobodirindrina no sady mafana fo eto @ serasera:
-Hain'elà ve ry Ndretsa Ravehivavy resahin'i nikopol io ? Io anie leitia ilay sipa ato @ 3ème étage-tsika e ! Tena very mihintsy ny mahaolona sy ny fifanajana rangàty a !
-Fa ahôna k'le ! hoy Ndretsa
-Aiza ve ka isaky ny mamafa couloir isa-maraina izy io de string kely fotsiny no anaovany. Ny tena no menatr'e !
-Tsy mifaditrovana sy maivan-doha marina izy izany an !..Heuu !...Isaky ny amin'ny firy izy kay izany mamafa couloir izany ry Lejofi ?

10. nikopol
(
05/06/2004 09:02)
Samoina : toa lasa resaka techniciens de surface indray izy zany kle!
11. kitjo
(
05/06/2004 12:54)
hahahahhahahh
te hankafy an le hamaivana-doha Ndretsa zany,
Io ange le oe lazaina fa ratsy fa refa ahitana tombotsoa manokana d tsara indray e
te hankafy an le hamaivana-doha Ndretsa zany,
Io ange le oe lazaina fa ratsy fa refa ahitana tombotsoa manokana d tsara indray e
13. ralipo
(
05/06/2004 21:54)
Ary misy karazana fiodonana izy zany a ny iray tournant ary ny iray rond point.
16. fijo
(
11/06/2004 01:10)
ralehilahy>nahazo fafinaretana ve iano teo?
ravehivavy>ie maninona?
ralehilahy>ary any amin'ny vadinao?
ravehivavy>tsy mahazo,maninona?
ralehilahy>toa mahazo fafiny toa ano izy ,ka tsy hitady any ankafa.
ravehivavy>ie maninona?
ralehilahy>ary any amin'ny vadinao?
ravehivavy>tsy mahazo,maninona?
ralehilahy>toa mahazo fafiny toa ano izy ,ka tsy hitady any ankafa.
18. kitjo
(
15/06/2004 17:22)
ravehivavy> k zay ngamba mahatonga ny vadiko sy ny vadinao hiaraka foana!
20. fijo
(
23/06/2004 22:54)
ra lehilahy>tia mandihy rock ianao?
rasipa>ie,aiza ny olana?
ra lehilahy>za koa,ka izay no mahatonga ahy hirock aminao.
(rock)ilay mifamadika eto an
rasipa>ie,aiza ny olana?
ra lehilahy>za koa,ka izay no mahatonga ahy hirock aminao.
(rock)ilay mifamadika eto an