Tantaranam-piodina

21. mcfy ( 27/06/2004 09:41)
manja e, tandremo sao tratra gisitra ao fts.
hihi
22. mcfy ( 27/06/2004 09:49)
Niaraka niodina izy mihoatra indray mandeh.
Tompon'Anabavy : Andao lesy ranoatra mba andeh hiodina kely tsika mitsamy ah!
Tompom-Bady : Andao ary e!
T-A : ahoan elà @ ry sipa ry? manja an! ndao lesy kôtina a!
T-B : Ndao ary e!
.....
Nahita anankiray indray d hoy i
T-A : Ndao indray iny kôtina e!
T-B : Nadao ko!
d ohatran'izay foana zany le fandehany fa le T-B tsy mba nahazaka na iray aza, d hoy indray i
T-A : ary elà lesy fa ahoana mitsy no tsy mba mahazaka?
T-B : tsy olana lesy zany fa refa tonga any an-trano aho manovokovoka mafy a!
23. fijo ( 30/06/2004 04:55)
ih,ih,ih, maty aho bavikeliko.
24. kitjo ( 03/07/2004 05:26)
voa double i TA zany ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1804