appel international mora!

1. kitjo ( 02/06/2004 11:23)
Inty misy reseau telephone vao2 sady mora be, afaka atao na aiza na aiza
http://www.1cellnet.com/

Mila connecter-na @ internet ilay appel ametrahana ilay numero hoantsoina sy ilay miantso, fa afaka miala teo aveo.
Azo ovaovaina ireo numero ireo ka na tsy anao aza fa misy olona te hifampiantso dia azo atao ny mampifandray azy fa ny credit-nao no mihena.

Raha toa ka ohatra oe 0,05 (USD)/30sec ny miantso France; 0,26USD kosa raha hiantso any Dago

Raha te hiantso olona any Dago ianao zany dia ilay numero Dago no apetrakao eo @le "miantso" ary ny numero-nao France no atao @ilay oe "antsoina" dia ilay tarif France no miasa. Tsy mandoa vola ilay olona a Dago ary tsy mila membre fa ny credit-nao @ le compte no mihena. Io ilay oe "call back" lasa appel entrant ho anao ilay izy

Vao mi connect @ ordi enao d miaramaneno ilay telephone 2.
novalian'i kitjo ny 01/07/2004 15:13
2. kitjo ( 02/06/2004 11:35)
Ho ahy manokana ndray aloha tsy le reska appel no nidirako tao fa satria ry zareo karazan' itony oe organisation virtuelle itony, d tsy manao publicite, fa ny olona efa mampiasa no asaina mitarika namana dia mahazo vola.

Isaky ny mampiditra olona iray ianao d mahazo 150pts , isaky ny mahazo 1200pts dia mahazo 100USD.Izany oe olona 6.
Raha toa ka ilay olona ampidirinao ambaninao mampiditra olona dia mahazo 50pts ianao ilay any ambony,
Manao oh karazana pyramide le izy zany ka isaky ny misy olona miditra any ambany any na tsy fantatrao aza dia mahazo 50pts ianao. Raha ianao directement no nampiditra ialy olona dia 150pts,
Isaky ny misy mi-recharger koa dia maahzo 50pts avy ny any ambony.

Isan-kerinandro no manome vola ry zareo na aiz ana aiza toerana misy anao, fa ny maximum 50 000USD/semaine.

Tsy sanatria oe manao publicite fts aho fa namako akauky mitsy no mahazo 15000 USD /semaine, fa znay oe izy aloha nijanona t@ asany d mandende mitety eto Asie manaparitaka an'io fts

99USD na 199USD ny fidirana membre @voalohany iany no aloa. d misy credit 50USD na 150USD anaty compte-nao afaka hiantsoanao sady tsisy date expiration.

Ny mahasamihafa azy ftsilay voalohany io ianao tsy mahazo an ilay vola fa "customer" tsotra fts

Io le antsoin zraeo oe "Business Opportunity" satria rehefa tena miparitaka io dia mety ajanony amzay. Ary tena oe mandany vola be mitsy zareo mi-promote azy.

Interessant ilay izy ho an'ny olona tsy afaka miasa mandeha birao kanefa ny vola mahazo. Io 199USD io ra toa ka mba mahalala olona ianao na farafaharatsiny mahay mampiresaka dia 1mois raha ela inddra dia miverina.
Raha misy mila fanazavana manokana dia anontanio eto na @ hafatra manoratra ho anah
3. vindy ( 02/06/2004 16:32)
kitjo a, mba ataovy @ ariary mou le izy e, na farafaharatsiny en Fmg.
efa ariary indray ane zao no lamaody aty aminay e
4. voninkazokely ( 02/06/2004 19:33)
Teny anglisy be aby ilay izy de tsa misy azoko rakizy é!
5. kitjo ( 03/06/2004 09:04)
ihhihihi
fa mora ny fampiasaina azy sady mitovy foana rehefa mampiasa k
zay nahatonga ahy naanzava azy @ teny gasy io

Ity aloha misy site iray @ teny frantsay fa raha aharina le 1cellnet dia lafo e, nefa sao mahasoa anareo iany indrindra ny ao France

www.kingatel.org
6. samoina ( 03/06/2004 09:59)
Raha oharina @ carte prépayée ve hoy kitjo de ahavoazana kokoa io ?
Ny avantazin'ny carte mantsy dia :
1) tsy mila manana ordi le antsoina fa phone tsotra de ampy
2) efa misy carte izao ahafahana miantso 60 mn eo pour 7,50 € raha tsy tapahina mihintsy ( dokambarotra nataona kalagasy mpivarotra tamiko io )
7. kitjo ( 03/06/2004 10:21)
Zay ange le ifampizaraina azy ry Samoina e,
Io no fatako dia atoroko satria eo @ 0,05USD/30sec (tsy haiko ohatrinona en euro moa zany) eo io ka h@ 0,30USD raha lafo indrindra araka2 ilay firenena.

Raha ilay carte lazainao zany, dia
0,12euros izany hoe 0,15USD zany pas rapport ilay 0.05USD/mn @ le 1cellnet.

Azafady fa tsy haiko ny taux de change.

Fa ny mety angamba atoronao oe aiza no ahitan olona io carte io. D afka misafidy araka2 ilay firenena antsoina

Ny mahatsara le cellnet aloha tsara be mitsy ny qualite son, satria za ko miantso Dago iany mampiasa azy fa ankoatra izay carte foana,
Raha mampiasa carte anef raha miantso USA izao pour 5euros = 5h41mn,
D raha 1h enao miresaka, iverenanao iantsoana iny rahampitso, lazainy fa 2h sisa ao anatiny,
K mino aho fa oh zay ko io carte io, nefa ny feo ambany be raha ny aty aloha e, refa mampiasa carte,

Io no mahavoa azy le mila ordi io fa znay oe mi connecter mametraka le numero fts d afaka miala fa tsy andrasana eo satria tonga d miaramaneno ilay telephone 2.
fa raha manana GPRS @ phone d tsy mila ordi.


8. xxx ( 04/06/2004 15:39)
Za mahita téléphone gratuit raha samy hampiasa ordi ihany.

PC-->Phone na PC-->PC

Izay mila de mitenena fa tsy omeko infos :)

9. kitjo ( 04/06/2004 16:34)
sao d site hafa no tokony hisy anao fa tsy namana?
10. voninkazokely ( 07/06/2004 21:39)
Misaotra betsaka kitjo a!
11. xxx ( 08/06/2004 10:33)
Ahoana no fomba hicontacter-na an'i fatsoraly nefa izy tsy mametraka anarana :)
12. xxx ( 08/06/2004 12:39)
Ka izaho efa miteny fa tsy hanome infos ka tadiavinao atao inona indray e!
Sa tsy mahay teny Gasy?

Fatsoraly
13. booboo ( 08/06/2004 17:00)
14. jhouhlambout ( 10/06/2004 11:55)
15. kitjo ( 14/06/2004 10:04)
fatsoraly> information koa ve teny gasy e

sa tsy mahay teny Gasy?
16. kitjo ( 01/07/2004 15:13)
mcfy> ty le izy e

le kingatel nataoko io ambony io koa efa nataon Hery 1ere page ao ny pub raha tsy diso aho.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468