Liste des messages
Liste des messages, inserés par bichette, par ordre de date
bichette
(
03/09/2014 11:46)
le pape invoque lucifer en plein culte
le pape invoque lucifer en plein culte
http://www.youtube.com/watch?v=Uvj8fnXAIg4
http://www.youtube.com/watch?v=RBBq3cuCUxI...
suite
répondu par RBNIR le 16/09/2014 03:07
bichette
(
12/08/2013 07:18)
Daltonisme
Misy amintsika ve mahalala olona gasy daltonien ? ao madagasikara ? dia ahoana ny fandraisana azy ireo , any ampianarana sns ? connu ve io anomalie io ? ...
suite
répondu par bichette le 21/08/2013 15:28
bichette
(
20/11/2012 11:23)
voatango, voatavo ... citrouille, potiron
inona ny voatavo ? citrouille sa potiron ?
inona ilay handrahoana miaraka amin'ny henomby atao ron-drony iny ?
misaotra !...
suite
répondu par Ratoa le 23/11/2012 21:10
bichette
(
18/05/2012 11:27)
fanalà na tononkalo
miarahaba anareo, ahoana ny famafana tononkalo ao amin'ny tononkalo ? rehefa atao hoe "fafao" dia tsy voafafa ilay izy !
misaotra indrindra...
suite
répondu par iloinen le 28/05/2012 14:29
bichette
(
20/04/2012 10:11)
Midi-madagascar : malagasy - jiosy
hampiditra ity eto fotsiny aho :-)
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/5-societe/2933-declaration--les-malagasy-descendants-de-juifs
Déclaration : Les Malagasy, de...
suite
répondu par bichette le 20/04/2012 11:50
bichette
(
29/02/2012 11:02)
resety gasy via net
tiako be ilay site :
http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm...
suite
répondu par lalariss le 20/09/2012 08:31
bichette
(
24/02/2012 07:40)
Ahoana ny miditra amin'ny dinika manokana ????
mba mila fanampiana fa te hiditra amin'ny dinika manokana aho fa tsy haiko hoe avy aiza no fidirana, tsy hitako intsony. misaotra indrindra...
suite
répondu par bichette le 20/04/2012 10:30
bichette
(
05/01/2012 11:59)
resety sakafo tsotra indrindra fa mahasalama tsy misy additif, tsy misy glutamate de sodium na vetsin, na maggi sns ...
Inona avy ny resety atolotrareo ?...
suite
répondu par Ratoa le 23/02/2012 21:10
bichette
(
12/07/2011 11:59)
Firenena mahantra indrindra ... 3 premier Madagascar
Ahoana ity isika anisan'ny tena firenena mahantra indrindra ? 3 premier Madagasikara, mihamananika sy maneenjika ny loha-laharana ve ? ...
suite
répondu par miangalyandria le 10/09/2011 10:30
bichette
(
22/11/2010 15:03)
Inona marina ny "Farehitra" ?
lasa ny eritreritro manontany tena hoe inona marina ny farehitra ? ravin'inona ary inona no anarany amin'ny teny vahiny ? ...
suite
répondu par vonynive le 24/11/2010 06:55
bichette
(
10/03/2006 04:34)
hivavaka ho an'ny taniko aho ... (tohiny)
Miarahaba ny tsirairay
Misy fiarahana mivavaka ho an'ny tanindrazana inty, averiko eto ilay izy satria efa lohateny efa elaela ihany kanefa mbola mitohy foana
http://serasera.org/forum/?rub=dini...
suite
répondu par Fiffi le 22/03/2006 15:54
bichette
(
15/02/2006 10:05)
hivavaka ho an'ny taniko aho ...
IITantara 7:14 raha ny oloko izay nantsoina tamin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary...
suite
répondu par marozevo le 17/03/2006 00:55
bichette
(
26/01/2006 08:16)
misy kakana ve ?
salama, mety daholo ? ahoana no ahafantarana fa misy kakana ny olona iray ? :-*...
suite
répondu par rapala le 07/04/2006 06:23
bichette
(
24/01/2006 09:39)
mangatsiaka ny tanana ...
tato ho ato ny ratsatanako mangatsiaka nefa ny tenako tsy mahare mangatsiaka. Ny sandriko iny koa toa ngolingoly , inona no antony ? misaotra tompoko...
suite
répondu par fijo le 15/03/2006 04:51
bichette
(
15/12/2005 08:49)
fanetre-tena ...
(miala tsiny raha amin'ny teny vahiny)
le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusio...
suite
répondu par dadabe le 14/01/2006 07:53
bichette
(
05/12/2005 16:23)
mais où est la paix .... ?
[b]Si Jesus est réellement le Messie, où donc est la paix ?[/b]
La paix qu'apporte le Messie est une paix du coeur selon la Bible, surpasse [u]l'entendement humain[/u]
[i]Je vous laisse la pai...
suite
répondu par Veloo le 13/01/2006 19:59
bichette
(
30/11/2005 14:30)
"izy mirahavavy" mpanoratra : DOX
Mitady an'izy io aho , aiza no mety ahitako azy ? misaotra tompoko...
suite
répondu par xxx le 01/12/2005 01:26
bichette
(
15/11/2005 13:53)
KABALE ...
secte jiosy hono izy io ary ny ahafantarana raha mpikambana na tsia ny olona irayia misy irony bracelet manify toy ny tady menamena ny tanana ankavia. Ny ankamaroan'ny mpihira fanta-daza dia ahitana...
suite
répondu par Herimiafina le 21/01/2006 05:07
bichette
(
03/11/2005 09:16)
tofu
inona marina io tofu io ? aiza no ahitana an'io...
suite
répondu par kantonirina le 02/02/2006 13:09
bichette
(
24/10/2005 13:16)
sakafo vegetarianina
salama tompoko ! raha misy olona tsy mihinana hena ato, mba azonao tantaraina ve ny fomba fisakafoananao ? repas equililbré...
suite
répondu par fijo le 27/12/2005 21:54
