sakafo vegetarianina

1. bichette ( 24/10/2005 13:16)
salama tompoko ! raha misy olona tsy mihinana hena ato, mba azonao tantaraina ve ny fomba fisakafoananao ? repas equililbré
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:54
2. Babar ( 24/10/2005 13:42)
Naona !
Za tsy mhinakena de soloiko soja ny hena! Misotro ronono be koa izao sady mihinana ireo produits dérivés rehetra (produits laitiers). Misy algues koa afaka misolo hena fa tsy dia mahita izaho no sady somary lafo ireny. Afaka mihinana trondro sy vorona koa anie ! Mazotoa e!
3. diamondra27 ( 24/10/2005 14:29)
za lou mihinankena tsy fady fa na zany aza de aleoko legumes rehefa été,salade composé tsy façon gasy fa ze misy ao antrano mety daholo de za ihany no mifidy hoe ty zany mety na tsia

Atody nge mety solona hena e!tsy ny tsirony fa ny calorie

4. bichette ( 24/10/2005 14:58)
babar azonao omena recette ve oatra
5. Herimiafina ( 24/10/2005 15:09)
Babar zany ve tsy anarana elefanta ry reto?:-D

Aza afangaro ny vegetalien sy ny vegetarien.
6. miarina ( 24/10/2005 15:33)
de za zany aona za tsy minana na inona na inona ... indray2 fotisny ka
7. pika ( 25/10/2005 06:49)
ny vegetarianina anie ny fahafantarako azy tsy mihinana na trondro sy vorona aza e
misy ny olna tsy vegetarianina fa misy diabeta oh na be tosindra dia tsy mihinaa hena
dia ny vaomaina no solonkena fa be calcium
ny soja izay aliment complet toy izany
ny ravimbomanga oh be calcium ampiarahina ny voanjobory lena,.....
8. ari.malala ( 25/10/2005 07:41)
herimiafina, enao ty ra hitsingoloka!:-D:-D:-D:-D:-D manin anao ndray zao ny anaran'i babar?
9. pika ( 25/10/2005 07:53)
te hitafatafa indray ato i ari record aloha raherimiafina e :-D
10. bichette ( 25/10/2005 08:42)
ny vegetaRien minana tsondro sy atody sy ronono fa tsy minana mamifere na hena fa ny vegetaLien tsy minana trondro, hena atody ronono ny zavatra avy @ biby rehetra tsy hohaniny
11. mandrindra ( 25/10/2005 09:20)
ny tofu, na pate de soja no solonkenan'izy ireny. Mijereva domba fahandro sinoa fa ry zareo mampiasa betsaka an'io, andrahoana miaraka amin'ny légumes.
12. bichette ( 25/10/2005 12:39)
zany an andea jerena zany misotra
13. Veloo ( 25/10/2005 20:32)
:roll: mandreraka mihitsy io rahery kle
14. dadabe ( 26/10/2005 05:34)
manao fanamarihana kosa izy e
15. bichette ( 26/10/2005 06:58)
dé tena lasa vegetalien tsy fidiny angamba ny olombelona atsy ho atsy
16. ari.malala ( 26/10/2005 07:45)
fa ahoana aky Bichette? Aty Dagoalo d efa zay e, tsy fidiny fa tena lafo loatar ka tsy takatra d presque anana sy legumes no laoka aty, mahalana vao mihinankena ny olona...
17. dadabe ( 26/10/2005 11:04)
hummmm!!ohatrinona tokoa mou zao ny kilaon'ny hena any dago le??
18. bichette ( 26/10/2005 12:33)
ari.malala ka ny atody efa hatahoarana fa mila andrahona tsara hono zao refa kelikely tsy azo hanina tsony ny akoho amamborona aleo tsy mihinana sao voan'ny gripa , ny ksoa lazaina fa misy aretina, ny omby misy vachfoll dé lasa zay sisa
19. Herimiafina ( 26/10/2005 15:15)
Noana izay i miarina fa mba omeo kaly kely ao fa ileiry hono tsy minana n'inoninona e.:roll:
20. diamondra27 ( 27/10/2005 11:13)
de ny aliments rehetra vita @ atody zany de tsy azo hohanina tsinona raha zany no izy?

Le olona oa de tsy mieritreritra fa tsy erantany nge ty grippe aviaire ty e

za lou de mihinana ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1596