sakafo vegetarianina

21. dadabe ( 27/10/2005 11:15)
karaoty 1 sy ovy 2 ve??:-w
22. diamondra27 ( 28/10/2005 10:58)
de tsy hihinana gâteau tsony koa zany satria misy atody ao?
23. Veloo ( 28/10/2005 17:45)
:-*Bichette a marina retsy ireo lazain-njy reo a nefa kosa tsy general an... Fa tsara aloha ny manao vegetarien e

i dadabe velona @ ovy 1 sy karoty 1 :-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 31/10/2005 04:22)
za efa nanandrana nanao vegetariana nandritra ny 3mois fa tsy tantiko e
Niverina nihenan-kena ihany ny farany :-D
25. watafon ( 31/10/2005 04:59)
za ndray alou tsy mahantanty tsy mihinan-kena zany ry bichette an !
26. xxx ( 31/10/2005 05:15)
Ny hena makarary otrany le ankizy ninana steak Leclerc!!!! Ny vary tsy ovaina fa ny loka no mba solosoloina kosa k.

Lundi: petit pois
Mardi: lentilles
Mercredi: pois du cap
Jeudi: haricot (rouge)
Vendredi: haricot (blanc)
Samedi: Patate douce au lait (tsy asina vary)
Dimance: choux fleur.

Tena mety sy mitsitsy chauffage ireo amin'izao hiver zao :-D
27. bichette ( 31/10/2005 07:42)
za nga miteny hoe aza minana atody fa raha izao wa no mitohy raha tsy voasakana ny firongatry ny gripa aviaire dé tsy hinana any aorina any
ny ol be minana hena koa lasa manana geste bestial, mora miandotra mora tezitra agressif kokoa hono be filana kokoa :roll:
28. Veloo ( 31/10/2005 16:59)
bichette=D=D
29. watafon ( 31/10/2005 17:08)
zany v ry bichette ? ary ny ol rehetra mitsy anie zany e! fa ny any ambanivohitra anie 1 fois isan-kerinandro no mihinan-kena e! hitako no tso-piaina !
30. Veloo ( 31/10/2005 18:29)
no sady ela velona ko ka
31. diamondra27 ( 31/10/2005 19:13)
xxx:fa tsy be loatra ve le voamaina sao de manao tsipoapoaka eto kanefa tokony hiandry ny 26 juin ny feu d'artifice.

kabaro koa nge ka matsiro fa adinonao e! sa tsy misy place tsony
32. Veloo ( 31/10/2005 20:11)
cutie a io anie aky long process e indray2 ary roa taona telo vo mety a (ny being vegetarian)
33. bichette ( 03/11/2005 09:10)
diamondra27 > ka tsy voatery ho voamaina foana ange e

lundi ratatouille (aubergine, courgette poivron tomate oignon thym laurie ail huile d'olive
mardi quiche aux legumes (carote poireau oigon lait de soja oeuf ...)
mercredi paella aux legumes (riz oignon ail tomate aubergine poivron carote ...)
jeudi gratin de pomme de terre (pomme de terre creme fraiche ...)
vendredi salad de riz ;..
samedi riz et lentille (laoka)
dimanche salade niçoise misao

lundi riz + legume sauté (carotte haricot vert thym laurier gingembre ....)

mardi riz + soja atao fahandro sinoa
mercredi riz + petit pois
jeudi choux fleur atao bechamel
vendredi pizza vegerarienne
samedi salade composé
dimanche riz + haricot + salade crudité en entrée
34. menakely ( 03/11/2005 12:28)
salut,
sambatra be anareo maharaka zao rythme zao ka,
ny ahy de trondro,fruit de mer,hena,totokena,taolana(la soupe),sosisy,vorona,henakisoa; 1 @ reo isan'andro + legume na voa maina fa ny fahando azy no ezahako ovana matetika,de tsy adino ro mazava;
Mba hanandra rythme nareo za asa mba ho vitako? de ahoana vavony @ io voa maina matetitka io?
35. Veloo ( 03/11/2005 18:35)
bichette a tena tsara mihitsy retsy a mazoto raha manao veggy njy za ko anie veggy fa mihinana tsonjo rehefa te hihinana zay...=D=D=D
menakely a tandremo fotsiny ny fahasalamana an...
36. fijo ( 03/11/2005 22:07)
bibi an,tsaramaso koa mahasolo tsara ny hena sady milay.
37. Veloo ( 03/11/2005 22:21)
fijo a efa nolazaina tery ambony za njy tsy maharaka :-D:-D:-D:-D
38. fijo ( 03/11/2005 22:26)
kay tsa hitako re zao e
39. bichette ( 04/11/2005 07:34)
fijo > eka ! ny voamaina rehetra mahasolo hena
veloo > za minana tsonjo fa mainin njy no veggy ? nené resaka fahasalamana manao veggy kely aloha jerena
40. Veloo ( 04/11/2005 20:57)
bichette a mahasalama aky ny veggy a tsy mora azon'ny aretina a... mazoto manao veggy an:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4193