sakafo vegetarianina

41. fijo ( 04/11/2005 23:09)
kay,alefaso aty ny hena ary e.
biby an,noheveriko fa lasa any,is... indray ndry.hi hihi
42. bichette ( 07/11/2005 10:38)
fijo > tsa mbola lasa e =))=))=))=))=)) naika fa lasan'ny hafa ny billet
43. Veloo ( 07/11/2005 15:59)
44. bichette ( 07/11/2005 16:43)
veloo :-D
45. Veloo ( 07/11/2005 20:32)
ka gaa za knou fa ahona no lasa nyisy billet ny vegetarianina ato?
8O
46. ariel ( 26/12/2005 18:27)
misy olona izany ato an-trano toy ny voly sy misy manindrotsindrona ny lohany midina tongotra roa
raha tany @ dokotera dia nilaza izy fa tsy ampy vitamineB
nefa mba lasa ihany ny saina sao tsy dia izany loatra
sao koa misy sakafo tokony ho hanina na tsy tokony ho hanina :roll:
47. watafon ( 27/12/2005 08:20)
k tokony hihinana complexe B ange izy zany e! raha tokony hifady sakafo izy d tsy maintsy nolazain'ny DR azy zany k !
48. fijo ( 27/12/2005 21:54)
bibi hi hihihihi,hay ve.za ve nahita ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894