Ahoana ny miditra amin'ny dinika manokana ????

1. bichette ( 24/02/2012 07:40)
mba mila fanampiana fa te hiditra amin'ny dinika manokana aho fa tsy haiko hoe avy aiza no fidirana, tsy hitako intsony. misaotra indrindra
novalian'i bichette ny 20/04/2012 10:30
2. hery ( 24/02/2012 11:20)
bichette kouuuu tsy mamaky :-p

Raha vao manokatra an'ity site forum ity dia misy soratra menamena hoe lasa aiza ny dinika manokana. :-) de misy lien hoe http://forum.serasera.org/fanoroana/dinika-manokana
3. bichette ( 20/04/2012 10:30)
ay ok, merci Hery hihihi !!!! ary maninona no nalefa any amin'ny namana any ? hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.494