tofu

1. bichette ( 03/11/2005 09:16)
inona marina io tofu io ? aiza no ahitana an'io
répondu par kantonirina le 02/02/2006 13:09
2. hery ( 03/11/2005 10:49)
Raha tsy diso aho de sakafo eny amin'ny sinoa io. Raha ohatran'ny flanc ny paoziny fa zany hoe masira raha tadidiko tsara. Azon'i bichette anontaniana ny restau sinoa fa any no ahitana azy.
3. mamzelkely ( 03/11/2005 11:23)
bichette< tofu ôtrany zvt mavomavo zay izy a ôtrany couleur moutarde de zvt ratsy be tena beurkkk za alo ts tia e.... fa tena sakafo sinoa tokoa alo izy io e... fa je ne conseille pas alo fa sady ratsy fofona no ratsy tsiro...no ratsy pôzy...:-D
4. majakely ( 03/11/2005 11:41)
:lol:mamzelkely... hihi...njy ty an!
5. miantra ( 03/11/2005 12:57)
Any amin'ny resto japonais koa no ahitana io matetika.Hanaovandry zareo lasopy ilay izy ary somary malolalola fa mahasoa hono anefa.
Zaho aloha tsy dia membre loatra.

6. bichette ( 03/11/2005 13:37)
:? :-w tsy mampité :miam: zany nefa mahasalaman hono :-w . misaotra betsaka
7. era ( 03/11/2005 13:41)
fromage sinoa vita avy amin'ny soja (lait de soja) no ahafantarako an'io. Fotsifotsy malolalola araka ny tenin'i miantra, tsy dia hitako hoe be fofona mankaiza aloha, betsaka no azo ikarakarana azy raha tia nahandro sinoa ianao. Eny amin'ny sinoa no hitako mivarotra azy. Tena mahasoa tokoa amin'ny fahasalamana (ohatry ny produits soja rehetra ihany e)
8. Veloo ( 03/11/2005 18:04)
bichette a betsaka mihitsy ny recette azo avy @ tofu.
ary marina io lazain'i era io fa tsy misy fofona ilay izy ka..
Bichette a, maha-remplacer ny proteine be io. Njy angaha manao vegetariana? Mazoto misotro lait de sajo retsy a fa tsara io.
Mitadiava book na recette na tofu fa betsaka mihitsy no sady mahasalama io an...

Era njy efa veggy?
9. faramalala ( 03/11/2005 18:44)
ny tofu dia à base de soja ary zapone faha tsy sinoa. Rha te hinana vegetarianina dia tsara ilay izy
10. Veloo ( 03/11/2005 19:15)
faramalala a ry zareo asiatique rehetra mihinana an'io doly eeeeee
Mba fantatrareo mo fa ry zalahy ireo tena mateza be?
tofu sy ny sesame
11. ftma ( 03/11/2005 20:48)
ny tofu ( pate de soja ) mahasolo ny hena, tsara be io raha mahay mahandro azy, fidio tsara ko fa draidray misy efa lany daty, azo atao lasopy: ampagotraina ny rano dia arotsaka ao rehefa notetehina, asiana persil na totomila kely. azo edasina koa ary afagaro @ sauce voatabia tongolo ary asiana sakay kely.
Bichette: tongava aty manandrana azy fa hanaovako plat isakarazany ndry :wink:
12. Veloo ( 03/11/2005 22:25)
bichette a tsara vitana njy, ftma hanao sakafo be ho anjy, misy ny tofu malemilemy sy ny enjakenjana. Ilay enjana no tena tsara.
13. bichette ( 04/11/2005 09:08)
eny aky !
14. Veloo ( 04/11/2005 21:13)
dia lazao ahy doly izay sakafo nataony ao an:-D:-D
15. era ( 05/11/2005 08:07)

Era njy efa veggy?



tia mahandro fotsiny aho ka
tiako daholo na gasy na vazaha na sinoa ,italiana , tavaratra sns e, ilay mamorona manafangaro sy manandrakandrana koa mahafinaritra ahy rehefa tonga ao an-dakozia ao, toa io ary no tena tiako toy izay ilay manaraka recette de A à Z ireny
16. mirabel ( 05/11/2005 17:53)
rehefa manao régime dia matetika voalaza @ sakafo hanina izy io
17. mamzelkely ( 08/11/2005 08:41)
ôka kosa ry reto fa le tofu tena aleo hikamina fa za alo de ts tia e... enfin a ce qu'il parrait refa frai hono izy de tsara fa za alo de non merci...:-D
18. estine ( 08/11/2005 08:57)
fanga ts hoe 'zay TOFU pam's
19. mamzelkely ( 08/11/2005 09:11)
an an an ka TOFU tout flamme:-D
20. Veloo ( 16/11/2005 20:28)
mamzel a mety aty aky ny tofy tena tsara a tongava dia hanaovako njy hihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155