tofu

21. hira ( 24/11/2005 10:48)
buek be aloha io e! soja fermenté ohatran'ny fromage ireny fa tena mahery fofona be sady tsy mapite ihinana fa tsara hono @ fahasalamana e
22. bichette ( 25/11/2005 09:42)
:-w:-w:-w
23. Herimiafina ( 25/11/2005 18:35)
Ary bichette kay sady vezetariana no mbola te ho jiosy konkou.
Zah zao vao avy ninana tofu sy paté vegetarien fa mitovy tsisy valaka amin'ny paté tena izy an. Na de zanya za zah tia paté tena izy, mankafy hena fadiranovana mahintsiny.
24. jennifer2 ( 24/01/2006 23:02)
HM a! ny hena anie ka maha-mora antitra e! te ho dadabe mbola tanora ngah ianao?:lol:
25. jousoua ( 25/01/2006 17:28)
slt jeny,

marina fa tsy mampateza ny hena fa izy kosa ndray nge mitondra hery sy tanjaka e!
Fa tsy tsara zany izy hanina maro sy matetika fa mampisy goutte e!zay tena aretimbe mintsiny,
Fa zà zny de anisan'ny mpankafy hena e!fa tena mbola mitazona be mintsy zà ka,
Zay ary fa de mazotoa mikarakara vatana mbo ho tanora fona jeny a!sa ahona?

Josoa.
26. kantonirina ( 02/02/2006 13:09)
ahoana no tena fanaovana azy satria hanao vegetarienne aho ka sao misy recette
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2948