Inona marina ny "Farehitra" ?

1. bichette ( 22/11/2010 15:03)
lasa ny eritreritro manontany tena hoe inona marina ny farehitra ? ravin'inona ary inona no anarany amin'ny teny vahiny ?
novalian'i vonynive ny 24/11/2010 06:55
2. vonynive ( 24/11/2010 06:53)
uncarina grandidieri ou farehitra largement utilisé pour les soins capillaires (repousse des cheveux, traitement de la séborrhée et des pellicules), hita any faritra atsimon'i Dago ary fampiasan'ireo vehivavy tandroy @ volony
-hazo izy io ary ny raviny no totoana raha atao @ vola sy loha sola (maison)
-fa efa maro no manodina azy io ho produit cosmetique (industriel)
saika mitazona io anarana @ teny malagasy io avokoa ny mpamokatra mba hihazonana izany vokatra malagasy izany na dia efa miely erantany aza io vokatra io
azonao jerena @ internet tsara koa io teny malagasy oe farehitra io fa hitany tsara raha te handalina bebe kokoa ianao.
3. vonynive ( 24/11/2010 06:55)

bichette:

lasa ny eritreritro manontany tena hoe inona marina ny farehitra ? ravin'inona ary inona no anarany amin'ny teny vahiny ?

raha azoko tsara zany tsy mponina eto Dago ianao an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2944