Liste des messages
Liste des messages, inserés par vonynive, par ordre de date
vonynive
(
15/02/2017 06:55)
tranonkala manandratra ny pôezia malagasy sy ny manodidina azy
Ny tranonkalo pôetawebs dia tranonkala manandratra ny pôezia sy ny manodidina azy
http://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-39.html...
suite
vonynive
(
15/02/2017 06:46)
IKALOYNA VONY : iza moa ?
Mangina ry foko.
Aza misento,
na mitoloko.
Fa izany ny eto :
tsiky ny omaly,
anio mitomany.
Tandrimo ny tany.
Tandrimo ny Tany.
Mihodina hatrany,
mieva eny an-kintana.
Ka inona ianao
singa sa vondro...
suite
vonynive
(
29/07/2015 06:08)
FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA
Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly
...
suite
répondu par TenWords le 30/09/2015 07:32
vonynive
(
07/07/2015 13:42)
SIANSA HO FAMPANDROSOANA
Ny firenena mandroso dia mampiasa ny siansa ho fampandrosoana, aiza ho aiza isika Malagasy fa toa variana @ ady hevitra ara-pinoana ?...
suite
répondu par TenWords le 30/09/2015 07:51
vonynive
(
06/07/2015 06:48)
TATITRA HETSIKA ROMBOM-PANAHY
araho ny tranonkala
http://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/page-17.html...
suite
vonynive
(
06/07/2015 06:46)
TATITRA HETSIKA TANY GIAZANA
misy tranonkalo izay ahitana tatitra momba ny hetsika tononkalo ity ka ny hetsika TANY GIAZANA indray no asehony eto
http://poetawebs.e-monsite.com/pages/sehatra/page-21.html
...
suite
vonynive
(
30/09/2014 05:32)
FIKAROHANA, FAHASALAMANA SY FAMPANDROSOANA
KONGRESY IRAISAM-PIRENENA VOALOHANY MOMBA NY FITSABOANA SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA ETO MADAGASIKARA
Hatao eny amin'ny trano fivoriana iraisam-pirenena CCI Ivato mandritra ny hateloana manomboka ny 30...
suite
vonynive
(
30/09/2014 05:31)
FIKAROHANA, FAHASALAMANA SY FAMPANDROSOANA
KONGRESY IRAISAM-PIRENENA VOALOHANY MOMBA NY FITSABOANA SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA ETO MADAGASIKARA
Hatao eny amin'ny trano fivoriana iraisam-pirenena CCI Ivato mandritra ny hateloana manomboka ny 30...
suite
vonynive
(
24/09/2014 07:52)
ANDRO FIHANOINA IREO VEHIVAVY IHARAN NY HERISETRA
ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy
hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy ih...
suite
vonynive
(
24/09/2014 07:50)
ANDO FIHANOINA IREO VEHIVAVY IHARAN NY HERISETRA
Ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy
hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy ih...
suite
répondu par rhaj0 le 12/12/2014 18:18
vonynive
(
17/09/2014 07:57)
Sampan-draharaha misahana ny herisetra amin'ny vehivavy
Ireto ireo sampandraharaha azo antonina raha sendra tratran'ny herisetra ny vehivavy
- ny fokontany
- ny polisy
- ny Polisy misahana ny heloka mamoafady sy ny zaza tsy ampy taona P.M.P.M Tsaralalàna
...
suite
répondu par Strong3 le 20/01/2015 10:51
vonynive
(
17/09/2014 05:37)
MANATONA NY VAHOAKA NY ASA SORATRA, NY ASA TENY, NY ASA SARY
MANATONA NY VAHOKA NY ASA SORATRA , NY ASA TENY, NY ASA SARY
Ny fiaraha-miasan’ny ORTANA sy ny Ministeran’ny Asa Tanana, ny kolotsaina ary ny vakoka, sy ny SYNAL, FAVI, FMTS ary ny CUA dia manato...
suite
vonynive
(
12/09/2014 13:37)
AKANY FAMPIANTRANOANA NY VEHIVAVY TE HISINTAKA
Vokatry ny fikaonan-doha nataon'ireo mpikambana ato amin'ny tambazotra TIHAVA izay nanadihady ny tombontsoa sy ny sakana sedrain'ny vehivavy iharan'ny herisetra te-hisitraka ny "Zo hisintaka " , ny ak...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 23/09/2014 10:56
vonynive
(
12/09/2014 13:36)
AKANY FAMPIANTRANOANA NY VEHIVAVY TE HISINTAKA
Vokatry ny fikaonan-doha nataon'ireo mpikambana ato amin'ny tambazotra TIHAVA izay nanadihady ny tombontsoa sy ny sakana sedrain'ny vehivavy iharan'ny herisetra te-hisitraka ny "Zo hisintaka " , ny a...
suite
répondu par vonynive le 16/09/2014 05:28
vonynive
(
02/09/2014 10:43)
SIM SEPT 2014
HETSIKA LEHIBE
Salon de l’Industrie de Madagascar (SIM 2014)
izay hatao ny 11 ka hatramin'ny 14 Septembre 2014
toerana : lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina
MIVIDY NY VITA GASY AHO, TOMBONY HO A...
suite
vonynive
(
01/09/2014 12:27)
FOARABEN'NY FOFIFA
Tontosa tetsy amin'ny tany malalaka manoloana ny Lapan'ny Tanàn'Antananarivo ny hetsika nataon'ny FOFIFA na ny Foiobem-pirenena momba ny Fikarohana ampiharina amin'ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohi...
suite
répondu par vazivazo le 30/09/2014 05:34
vonynive
(
20/08/2014 08:17)
EBOLA
miarahaba ny mpisera
aiza ho aiza isika eto Madagasikara amin'ny fandraisana fepetra amin 'ny aretina EBOLA ,...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/11/2014 11:09
vonynive
(
13/08/2014 06:02)
DIRECTION TECHNIQUE CENTRE A APPRENTISSAGE ET DE F...
DIRECTION TECHNIQUE CENTRE A APPRENTISSAGE ET DE FORMATION 2225271 poste 4024
CAF/SICAM anosizato recrute par voie de concours direct
[b]DES APPRENTIS EN MECANIQUE AUTOMOBILE:CARROSSERIE/PEINTURE OU ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 22/06/2015 15:58
vonynive
(
07/08/2014 10:48)
FIER MADA ANDIANY FAHA 16
HETSIKA ARA TOE KARENA
FIER MADA ANDIANY FAHA 16
Teny filamatra mandritra ny tsenabe iraisampirenena ho amin’ny toekarena eny ambanivohitra na “Foire Internationale de l’Economie Rurale” ( Fi...
suite
vonynive
(
31/07/2014 05:40)
GADRA VE NY FANAMBADIANA
miarahaba ny mpisera
Maro no milaza fa lasa toy ny olona gadra izy ao anatin'ny fanambadiana, ao ny voagadra : voagadran'ny fitiavana hono, ao koa ny nanagadra tena ...
suite
répondu par Radavison le 08/09/2015 08:08
