You are here: home > Forum

FIER MADA ANDIANY FAHA 16

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : FIER MADA ANDIANY FAHA 16
Valiny : 0
vonynive - 07/08/2014 10:48
HETSIKA ARA TOE KARENA
FIER MADA ANDIANY FAHA 16

Teny filamatra mandritra ny tsenabe iraisampirenena ho amin’ny toekarena eny ambanivohitra na “Foire Internationale de l’Economie Rurale” ( Fier-Mada) andiany faha-16 : “firaisankina no hery: mpamokatra sy teknisianina ary mpampiasa vola, tsy mifanambaka".

manomboka amin'ny 06 aout 2014 ka hatramin'ny 11 aout 2014
toerana : kolejy SAINT MICHEL AMPARIBE
hahitana
- ny varotra fampirantiana,
- ny loabary an-dasy hifanakalozan'ny samy mpandraharaha sy hiarahana miombona antoka,
-Ny hetsika ara-kolontsaina

Valio | Miverina eny ambony