SIANSA HO FAMPANDROSOANA

1. vonynive ( 07/07/2015 13:42)
Ny firenena mandroso dia mampiasa ny siansa ho fampandrosoana, aiza ho aiza isika Malagasy fa toa variana @ ady hevitra ara-pinoana ?
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:51
2. TenWords ( 30/09/2015 07:51)
ka satria tsy mbola voavaha sy tsy iraisana ny hevitra fa tena hanaraka izay lazain'ny Mpahary ny rehetra fa ny ankamaroany manao "tari-bato..."
Nous pensons que la science pour le developpement vient en second plan mais la prioritE : c'est l'aval donnE par le CrEateur qu'Il soit de notre cotE afin de garantir un Essor considErable du rEsultat de ce second plan...
io tahaka ny amin'ny politika ihany io E: miandry ny aval 'ny CommunautE international vao "afaka hiasa"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1698