You are here: home > Forum

MANATONA NY VAHOAKA NY ASA SORATRA, NY ASA TENY, NY ASA SARY

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : MANATONA NY VAHOAKA NY ASA SORATRA, NY ASA TENY, NY ASA SARY
Valiny : 0
vonynive - 17/09/2014 05:37
MANATONA NY VAHOKA NY ASA SORATRA , NY ASA TENY, NY ASA SARY
Ny fiaraha-miasan’ny ORTANA sy ny Ministeran’ny Asa Tanana, ny kolotsaina ary ny vakoka, sy ny SYNAL, FAVI, FMTS ary ny CUA dia manatontosa hetsika fampirantiana mitondra ny lohahevitra « Ambohipihaonan’ny mpanoratra sy ny mpahay arak’endrika » hatao ny 15 ka haramin’ny 23 Septembre 2014 eo amin’ny zaridain’Antaninarenina.
Ny tanjon’ny hetsika dia ny hanehoana ny kolotsaina Malagasy amin’ny alalan’ny boky hanatonan’ny boky sy ny hahamatihanina ny asa soratra ary hamoronana ny sampan-draharaha misahana azy ireo
Valio | Miverina eny ambony