FOARABEN'NY FOFIFA

1. vonynive ( 01/09/2014 12:27)
Tontosa tetsy amin'ny tany malalaka manoloana ny Lapan'ny TanĂ n'Antananarivo ny hetsika nataon'ny FOFIFA na ny Foiobem-pirenena momba ny Fikarohana ampiharina amin'ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra , izay mankalaza ny faha 40 taonany
Varotra fampirantiana no natao tamin izany
Nanaitra manokana ny mpitsidika ny nanehoana ilay fanafody iray entina miady @ valala izay novokarin' ny FOFIFA; nefa toa mijanona no voka-pikarohana fotsiny izany fa tsy ampiasaina akory na dia efa loza mitatao aza ity valala ity
Maro ireo voka pikarohana izay azo ampiharina eto an toerana nefa toa tsy asiana lanjany fa ny avy any ampita hatrany no himatesana

novalian'i vazivazo ny 30/09/2014 05:34
2. vazivazo ( 30/09/2014 05:34)
TENY ATSIPY HO AN'NY MANAM-PANAHY IZANY lazainao izany e, asakasak'izy ireo mody tsy hihaino sy mody tsy handre
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1377