mangatsiaka ny tanana ...

1. bichette ( 24/01/2006 09:39)
tato ho ato ny ratsatanako mangatsiaka nefa ny tenako tsy mahare mangatsiaka. Ny sandriko iny koa toa ngolingoly , inona no antony ? misaotra tompoko
novalian'i fijo ny 15/03/2006 04:51
2. diamondra27 ( 24/01/2006 10:53)
na fikorinan'ny rà no tsy ampy na ny gripa no mamely.Manaova gant e!
3. vale ( 24/01/2006 14:38)
diamondra à: ka hatrany @ sandry ko ange no mangatsika é!:roll:
4. Veloo ( 24/01/2006 18:43)
io lazain'i diamondra io retsy a tsy mande tsara ny circulation de sang-njy ....soa dia be cholesterol ary njy? mazoto misotra rano be oooooo.. tandremo fa mety ratsy ny hafarany tonga atrany @ fo....serieux za an:wink:
5. fijo ( 25/01/2006 04:14)
bibi an,mila safosafo maherivaika ny tanandry.
6. Veloo ( 25/01/2006 16:05)
ty fijo ty ko tsssssssss de ahona ko? :-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 25/01/2006 16:39)
ps: D'efa misy size io fikorianan'ny rà io ery ambanimbany jereo ny conseils ny namana fa mahasoa
8. Ralay ( 25/01/2006 17:29)
Marina mintsy ny an'i fijo fa mety izay no tsy ampy an :lol: zah hanao volontera raha izay tokoa hoy radoko =))
9. watafon ( 25/01/2006 18:29)
Ralay, za kou !!!!:-D:-D
bichette, ankoatran'ny pb na fikoriananan'ny rà d mety ho olana avy @ conduction nerveuse koa ! indrindra izany ngolingoly izany !
10. Veloo ( 25/01/2006 19:24)
iny fa tonga ra-doko... tsy ndray2 ko ve retsy io ny fo?
11. fijo ( 25/01/2006 21:29)
biby ,be ny mpitsabo an
12. Veloo ( 26/01/2006 02:36)
eto @ sera2 bien sur
13. watafon ( 26/01/2006 08:05)
fijo,:wink:
veloo, tena tsy azoko ndray !!
14. bichette ( 26/01/2006 08:13)
:wink: fijo > be ny mpitsabo fa iza no tena mahavoa ?
15. Veloo ( 26/01/2006 16:31)
bichette a i wata sy za aky a :wink::-D:-D:-D
16. watafon ( 26/01/2006 18:11)
zany ono ry bichette an ! :-D:-D:-D
veloo, manomboka ndray zany ty an !!
17. Veloo ( 26/01/2006 19:44)
wata :wink:
bichette a i wata aky no tena mahay a:wink:
za manadala fotsiny hihihih
18. watafon ( 28/01/2006 08:18)
veloo, efa tena mahay daholo mihitsy ato zao raha ny fahitako azy amzao ! manana radoko maro ny namana !
19. Veloo ( 28/01/2006 23:20)
:-D:-D:-D:-D zany an
20. watafon ( 29/01/2006 11:50)
veloo, eka le eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004