mangatsiaka ny tanana ...
1. bichette
(
24/01/2006 09:39)
tato ho ato ny ratsatanako mangatsiaka nefa ny tenako tsy mahare mangatsiaka. Ny sandriko iny koa toa ngolingoly , inona no antony ? misaotra tompoko
répondu par fijo le 15/03/2006 04:51
2. diamondra27
(
24/01/2006 10:53)
na fikorinan'ny rà no tsy ampy na ny gripa no mamely.Manaova gant e!
4. Veloo
(
24/01/2006 18:43)
io lazain'i diamondra io retsy a tsy mande tsara ny circulation de sang-njy ....soa dia be cholesterol ary njy? mazoto misotra rano be oooooo.. tandremo fa mety ratsy ny hafarany tonga atrany @ fo....serieux za an:wink:
7. diamondra27
(
25/01/2006 16:39)
ps: D'efa misy size io fikorianan'ny rà io ery ambanimbany jereo ny conseils ny namana fa mahasoa
8. Ralay
(
25/01/2006 17:29)
Marina mintsy ny an'i fijo fa mety izay no tsy ampy an :lol: zah hanao volontera raha izay tokoa hoy radoko =))
9. watafon
(
25/01/2006 18:29)
Ralay, za kou !!!!:-D:-D
bichette, ankoatran'ny pb na fikoriananan'ny rà d mety ho olana avy @ conduction nerveuse koa ! indrindra izany ngolingoly izany !
bichette, ankoatran'ny pb na fikoriananan'ny rà d mety ho olana avy @ conduction nerveuse koa ! indrindra izany ngolingoly izany !
16. watafon
(
26/01/2006 18:11)
zany ono ry bichette an ! :-D:-D:-D
veloo, manomboka ndray zany ty an !!
veloo, manomboka ndray zany ty an !!
18. watafon
(
28/01/2006 08:18)
veloo, efa tena mahay daholo mihitsy ato zao raha ny fahitako azy amzao ! manana radoko maro ny namana !