mangatsiaka ny tanana ...

21. Veloo ( 29/01/2006 23:43)
:-D:-D:-D
22. diamondra27 ( 30/01/2006 04:36)
karazana biby inona no mety aminy?
23. bichette ( 30/01/2006 13:15)
dé aona tsara moa zany lé fandehany ry reto :°)
24. Veloo ( 30/01/2006 17:38)
bichette a mauvaise circulation aky a
dia ilay lazain'i Watafon ery ambony ery ko .. mety ho question de nerf
25. bichette ( 31/01/2006 07:24)
dé inn no tokony ahtao ? manao sport ve
26. Veloo ( 31/01/2006 20:53)
wata aaaaaaaaa valio kely i bichette lesy a
arak'ilay lazaiko tery ambony aloha ny fisotrona rano tena zava dehibe e:wink:
27. watafon ( 03/02/2006 04:55)
veloo, oui !!!
bichette, tena ilaina mihitsy le manao sport k ! d raha misy surpoids kely enao d tsara raha mampihena tena kely e!
28. Veloo ( 03/02/2006 14:34)
wata :wink:
29. fijo ( 03/02/2006 19:44)
wata na,za letsy ato amin'ilay mangatsiaka dia lsa kamo mokotrana ka tena lasa misy surpoids be mihintsy an.
izao mantsy.za tena tia mikaly sady tia mikotrana,fa mangatsiaka be izao,dia le kotrana mitsahatra aloha,nefa le kaly mandeha foana ka tela loza mihintsy.
tsy hitako hoe inona no atao.
30. watafon ( 04/02/2006 06:13)
fijo, aza ajanona zany lesy ny kotrana an ! mampiasà an'ireny tapis ao an-trano ireny e! inn moa ny anaran'ireny ?
31. Veloo ( 05/02/2006 00:18)
inn ry reto zany kotrana zany e?:roll:
32. watafon ( 06/02/2006 05:14)
veloo, tena serieuse v njy manontany io ? kotrana e! manatanjatena lesy zany an !
33. Veloo ( 06/02/2006 20:24)
wata a serieux kosa lesy za a...tena tsy aiko ka...rehefa misy vazy2 dia asiko an'ity eo arinany:-D
34. watafon ( 07/02/2006 09:14)
hay tokoa moa ! ekena ary e! :wink:
35. Veloo ( 07/02/2006 16:54)
:°)
36. watafon ( 08/02/2006 07:04)
veloo, ary inn ndray no tianao lazaina amin'io ?
37. Fiffi ( 08/02/2006 07:44)
bichette: efa nijery mpitsabo ve ? dia inona hono no mahatonga an'izany ? sao manko mba sendran'izany dia mba fantatra.
38. fijo ( 08/02/2006 20:38)
wata izay vao hitako fa azafady.
manao bisikileta ato amafy be ny kiboko ,fa misy tavy be koa ety ivelany.nefa le mihazakazaka tsemboka iny no tena mampihena azy.le hatsiaka izao vao niha loza ko.tena tsy tafavoaka mihintsy e
39. Veloo ( 08/02/2006 21:00)
wata a mitsiky vendrana fotsiny lesy a :°):°)
40. fijo ( 09/02/2006 04:43)
veloo ndry koa raha hitsiky vendrana tena tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2148