fanetre-tena ...

1. bichette ( 15/12/2005 08:49)
(miala tsiny raha amin'ny teny vahiny)

le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusions
novalian'i dadabe ny 14/01/2006 07:53
2. lapino ( 15/12/2005 08:54)
Tsy fanetren-tena kosa io e
Mitohy amin'io ilay ohabolana malagasy hoe: "Ny heloka ibabohana mody rariny".
Toa izay koa no principe-n'ilay governora iray izay amin'ny hanomezany na tsia grace ho an'ireo voaheloka ho faty. :?
3. watafon ( 15/12/2005 11:37)
mitovy hevitra aminao aho ry lapino; sady tsy mampivoatra ange letsy manaiky diso e!
4. Ragadona ( 15/12/2005 12:19)
Io tsy fanekena diso io no tsy mampande zavatra maro eo amin ny fiaraha monina,na antokon olona vitsivitsy io na ny eo amin ny sarambabe, tsy mba fifanilihana fotsiny mantsy no vokany fa indrindra ny tsy fahavononana hiarina ihany koa
5. Herimiafina ( 15/12/2005 13:34)
Ny fahadisoana dia fianarana, ny antsoina hoe competansa de ny fahaizana mitadidy ny fahadisoana natao iray ka hahafahana miala azy aty aoriana.

Ilaina io fomba fisainana io eo amin'ny sehatry ny asa, ity misy lien, mba vakio hatramin'ny farany:
http://profsfp.cegepsth.qc.ca/lblain/cours_management/auteurs/chrys_argyris.htm
6. mandrindra ( 15/12/2005 15:22)
ny lasa dia efa vita, koa ny fanekena hoe diso aho antaonany maro aty aoriana tsy mampiova na inona na inona.
7. Veloo ( 15/12/2005 18:50)
ny fanetre-tena aky bichette humiliation a :-*:-*
8. marozevo ( 15/12/2005 23:18)
Amin'ny lafiny finoana dia tsy misy ny tara amin'ny fiekem-pahadisoana, raha tsy hoe efa maty angaha. Hafa kosa ilay hoe "manjehy ny andro ho lava", na "mody tsy mahalala mibebaka".
Fa amin'ny lafiny hafa, izay tsy tokony ho eto fa any amin'ny Politika na fiaraha-monina, dia resaka hafa indray izay.
9. fijo ( 16/12/2005 04:47)
ka raha mihaiky nefa tsy lazaina dia ahoana?za kosa ve hiaiky eo imaso eo kle.
10. cutie ( 16/12/2005 04:52)
Veloo [ Valio ] 15-12-2005 22:50:04
Lohateny : Re : fanetre-tena ...
ny fanetre-tena aky bichette humiliation a

in kou ty lazain-jy fa tsy azoko
11. diamondra27 ( 16/12/2005 05:44)
aiza kosa de oe humiliation ny fanetretena e!
12. lapino ( 16/12/2005 06:30)
watafon:
mitovy hevitra aminao aho ry lapino; sady tsy mampivoatra ange letsy manaiky diso e!

Mitovy hevitra amin'ny Ntaolo zany tsika :)
Ary sô de zavatra hafa àry no eritreretin'ireto sipa ireto am'zany humiliation zany kle! :-D:-D
13. bichette ( 16/12/2005 07:39)
le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusions


io angé zao no tena amba ra :
le courage d'admettre VOUS MEME DANS VOTRE COEUR votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur d'admettre DANS VOTRE COEUR QUE VOUS AVEZ FAIT DES ERREURS vous maintiendront prisonnier de vos illusions
14. Veloo ( 16/12/2005 15:20)
diamondra sy cutie ka inn ndray ary ny dikany e?
15. fijo ( 16/12/2005 22:10)
ary ny hoe:"za tsy hiala" "fa mandefitra manana ny rariny"
16. marozevo ( 17/12/2005 01:17)
Fijo > Fa miaky amin'iza anefa aloha ianao ilay hoe tsy lazaina. Ahoana no hahafantarako, ohatra, fa miaky ny heloka vitanao tamiko ianao, raha tsy maneho izany fiekena izany amin'ny teny sy fihetsika amiko. Ohatra io an..
17. Herimiafina ( 17/12/2005 02:04)
Veloo:

ny fanetre-tena aky bichette humiliation a :-*:-*

Tanjemo fa tsy mitovy ny humiliation sy ny humilité, ny fanetrentena dia humilité, ny génie sy ny manampahaizana rehetra nifandimby teto antany no nanana an'io ka nahatonga azy nandroso.

Ny humiliation indray dia fahafahambaraka, fanambanianatena no azo andikana azy akaiky fa tsy fanetrentena.

Tandremo fa ny fanetrentena dia tsy fanambaniana tena velively.

18. cutie ( 17/12/2005 02:55)
ny fanetre-tena io lazain;i bichette io mitsy any @ am-po fa tsy voatery lazaina @ oul we diso. Nefa samy manana ny fombany koa ny tsirairay, misy ny sasany mihevitra ho humiliated raha manetritena.
19. Herimiafina ( 17/12/2005 02:57)
Ka izay mihintsy, ny fanetren-tena dia fahaizana mamantatra ny limite-ny tena, tsy manao zavatra tafahoatra, fa tsy fitenenana velively hoe izaho dia olona ambany na tsisy ilavana azy, izay fanambaniana tena sady fanambaniana ny asantanan'Andriamanitra.
20. Veloo ( 17/12/2005 04:10)
za angamba no tsy mahay teny gasy kle...:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174