fanetre-tena ...

21. cutie ( 17/12/2005 04:12)
veloo, in no tsy hain-jy eo e
22. Herimiafina ( 17/12/2005 04:12)
Tsy ny teny gasy no misy olana fa ny nandikana ny fiandohan'ny teny amin'ny teny gasy no misy olana, erreur de sens, confusions,

Ny fanetrentena ao anaty baiboly de nadika tamin'ny teny Arameana (Jiosy taloha), ary misy dikany manokana fa tsy le fanetrentena heritreretintsika.
23. cutie ( 17/12/2005 04:17)
zany an , de in hono ny dikan'io
24. dadabe ( 17/12/2005 04:21)
Mpandefa : bichette [ Valio ] 15-12-2005 12:49:43
Lohateny : fanetre-tena ...
(miala tsiny raha amin'ny teny vahiny)

le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusions

i can't read and i don't understand!what is the meaning of your question??
25. cutie ( 17/12/2005 04:25)
dadabe koa voa maika nanondrana :-D
26. Veloo ( 17/12/2005 04:32)
hery a ka ny ahy avy ao @ bailoby fona no nakako ny sens ny mot rehetra ka :P
cutie :-D:-D:-D:-D
27. Veloo ( 17/12/2005 04:34)
o ry kala hery a ny fanambanina lety under-estimate a:roll:
28. cutie ( 17/12/2005 04:42)
veloo,za koa moa efa ela be no tsy namaky baiboly koa tsy haiko zany :-D
fa ny haiko fotsiny io efa nolazaiko ambony io :)
29. ravakamalala ( 17/12/2005 22:49)
Veloo > tena io humilité io marina no dikanteny mety tena mifandraika aminy akia a! na amin ny fianana kristiana aza dia takiana amintsika io humilité io , manome ny hoe soyez humble

fa lé humiliation marina ohatran yny mampieritreritra zavatra hafa.:D
30. Veloo ( 18/12/2005 01:11)
cutie manomboka zao njy mazoto mba mamaky e :-*:-*:-*
ravaka oh ok:-*
31. Herimiafina ( 18/12/2005 06:33)
O ry kala Veloo an, ny fanambaniana dia under-estimate tokoa, mandainga ny amin'ny tena, manana talenta roa ny tena de lazaina fa iray.

Ny fanetrentena indray dia ny fanekena ny place misy ny tena, talenta roa no tenenina fa tsy mizasta hoe manana talenta efatra zah, izay ny mahasamihafa azy.
32. dadabe ( 18/12/2005 07:35)
ahan!!
33. diamondra27 ( 18/12/2005 23:48)
zay manetry tena no asandratra
34. bichette ( 19/12/2005 07:16)
manararaotra manao bezoro aloha
35. Veloo ( 19/12/2005 15:30)
bichette:-*:-*
36. lapino ( 19/12/2005 15:32)
bichette : bôsara :wink:
37. Veloo ( 20/12/2005 01:46)
8O inn ty bosara?
38. cutie ( 20/12/2005 03:55)
veloo, io njay njy fa mampime e :-D
39. mamzelkely ( 20/12/2005 11:55)
[quote=dadabe]

i can't read and i don't understand!what is the meaning of your question??


you should take and check the dictionnary and translate it with your own words:wink::-D:-D


40. Veloo ( 20/12/2005 20:32)
cutie a tsy aiko aky bosara a ,,, hay-njy ve?

mamzel a ary to very ny teny gasy tsika ato :-D:-D:-*
vazy2 ny ahy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2404