O ry NY an

1. xxx ( 03/06/2004 01:06)
Mba fanalana azy anie ilay kitra atao amin'ny 3 sy 4 eh. Tsy maninona na vehivavy aza no betsaka amin'ny ekipanareo. Raha tsy mahavoa ianareo dia andao fanorona no atao eh
novalian'i fijo ny 13/08/2004 04:21
2. ikaretsaka ( 03/06/2004 03:43)
inona aloha iznay kitra.. ity resatongotra ity mihitsy no tsy hainay ko
3. fijo ( 03/06/2004 22:37)
manaova leitia mpiandry tsatokazo fa io ko amilay an.
4. ikaretsaka ( 04/06/2004 22:14)
dia @ izay ve izaho ilay zatra mpampiditra ao anaty lavaka indray no lasa miaro ny lavaka tsy hidirana?... interessant ihany
5. kitjo ( 05/06/2004 13:04)
ko sady mahay mampiditra @zay no miaro tsy hidirana ko...
@ tanana tsinona manakana fts azy tsy hampiditra fa ny iray tena ilay lavaka mitsy no bahanana

sady enao ngodabe mivalampatra be fts d tsy mivily foana le bol,hahahha
6. ikaretsaka ( 07/07/2004 02:52)
toa nampijaliany mihitsy hono tany ko
7. kitjo ( 08/07/2004 12:38)
tany @ kitra zany aaaann
8. fijo ( 13/08/2004 04:21)
ngaha misy vizana hafa koa?kitjo.ih,ih,ih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2694